Tiah Rix

Tiah Rix

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tiah Rix, Health/Beauty, 2R12E, Antananarivo.

Photos from Tiah Rix's post 02/12/2025

✨ RUBAN ÉTANCHE- ANTI-FUITE Ultra Résistant

Efa Tonga Ilay anti-fuite a! , Fanapenana tafo mitete, rindrina triatra, hazo ampiasana resaka métal , plastique , bois sns ... , Koa aza tara fa karakarao mialoha ny fitaovana amin'ny izao vanimpotoana fahavaratra izao
💰Prix :
05 cm x 5m 13.000 ar
10 cm x 5m 22.000 ar
15 cm x 5m 35.000 ar
20 cm x 5m 40000 ar
☎️ 034 18 499 89
🚴 Livraison partout à Madagasikara

30/11/2025

Zava - baovao b natao hoantsika rehetra ndray ary izy ty colle pour fissure
👉Souple tsara ka tena mahateza be sady maharitra
👉Mety amin'ny asa rehetra
👉Capacité : 500g
Prix : 20.000ar
🚴‍♂️Livraison partout à Madagasikara
☎️ 034 18 499 89

Photos from Tiah Rix's post 11/11/2025

Efa maro be no afapo tamin'ito téléphone kilalao an'ankizy ito an ! ??
IPHONE TOYS chargeable ( efa misy câble type C livré miaraka aminy) ☎️
👉 Éducatif, apprentissage , berceuse, veilleuse.
👉Mamerina izay teny tenenina , ny feo avokany afaka atao ny feonao original na feon'olona lehibe be na feonjazakely ☺️.
👉Mirehitra , misy jirojiro couleur tsy mankarary maso , tena mahavarina , berceuse malefaka mampatory Zaza ihany koa .
👉Maneno , Feno hirahira sy feonkira an'ankizy be Dia be mahafalifaly ny ankizy
👉Misy piano 🎹
👉Mampianatra , chiffres 0-100 , vocabulaire maro , calcul , alphabet , animaux sns ... en anglais .
👉Misy feombiby , tomobile ...
Tena tsara fa araraoty ! ❤️
☎️ 034 18 499 89
Livraison partout à Madagasikara

08/08/2025

Tonga ndray ary ny Gel cicatrice
Produits mahasoa anao hatrany
Gel ANTI-CICATRICE
15.000ar
👉 Spécial manala cicatrice mihitsy, na olatra kely izany na lehibe (zaitra , Kika , ratra , sns )
👉Manala vergetures
👉Manala mony
👉Mety ho an'ny tarehy sy vatana ,natao hoan'ny olona rehetra
Sans effet secondaire
☎️ 034 18 499 89
🚴 Livraison partout à Madagasikara

01/08/2025

Ity no vaholana! Tapitra atreo ny pitazana sy pitsikilo anao🤔 Coloration cache vitre, special vitre😉. Mety amin' ny fitaratra rehetra.
➡️Quantiter : 500 g
➡️Impermiable
➡️ Sechage : 2 a 4 heures
Les vitre restent lumineux
Contenu: 1 pot de peinture, 1 rouleau, 1 ruban
Prix 28. 000ar
♿ Livraison par tout a Madagascar 🇲🇬
Contact: 034 18 499 89

27/07/2025

Vaovao b ndray ary o,manala ny volo rehetra sy mampalandina ny hoditrao ny crème d'épilation
👉 avela 10mn
🚴 Livraison partout à Madagasikara
☎️ 034 18 499 89

24/07/2025

Misy lavadavaka ny fantsika v ny rindrin'ny tranonao?ity no vahaolana hoanao pâte de réparation murale facile à utiliser
Capacité : 250g
Prix :18.000ar
🚴Livraison partout à Madagsikara
☎️ : 034 18 499 89

17/07/2025

Tsy mila olona intsony ao do**he fa ef manome toky ny brousse de bain sad mora apesaina
Prix : 12.000ar ny 1 ra maka 2 kosa dia 20.000ar
🚴 Livraison partout à Madagasikara
☎️ : 034 18 499 89

17/07/2025

Reradreraka v enao?
Te hanala stress ? Natao hoanao ity mini massage electric ity
👉Mini massage electric
👉Rechargeable
👉Relaxing
🚴 Livraison partout à Madagasikara
💵 25.000ar
☎️ : 034 18 499 89

15/07/2025

Mousse Netoyant voiture multifonction, foam cleaner! 650 ml
👉Mamerina ny ao anatiny tomobile anao otrany vaovao
👉Manala ny loto rehetra
👉Tsy misy produit chimique
👉Haingam' piasa
Prix: 18.000 ariary
🚴Livraison partout à Madagasikara
☎️034 18 499 89

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address


2R12E
Antananarivo