Yuki'Na Institut

Yuki'Na Institut

Share

Salon de Coiffure & Onglerie ✂️💅
Un moment pour soi, un lieu pour vous
📍 Anjanahary
Réservez votre moment beauté 💖
👉 038 85 159 98

07/08/2026

✨️Aza adino fa efa misy an’ito prestations Épilation ito ko ato aminay an✨️🌸

Ka aza misalasala ary manantona anay 🤭

Chez Yuki'Na Institut Anjanahary

Photos from Yuki'Na Institut's post 06/08/2026

❤️Mamy kely e😍❤️?

✨️Chez Yuki'Na Institut Anjanahary✨️

06/08/2026

✨coucou daholo✨
🌸Tongava maro ary fa promotion special jeudi et vendredi indray isika zao 😍
📍Chez Yuki'Na Institut Anjanahary📍

05/08/2026

🌸Astuce kely mety anampy be antsika aminy hoho🌸💖

04/08/2026

✨️Hey les filles 🥰
💛💖Summer vibes amin’ity nail art ity💖💛
Mety tsara aminn’izao vacances zao 🌸🤭
Ka tongava ary aty aminy Yuki'Na Institut✨️

Photos from Yuki'Na Institut's post 03/08/2026

✨bonjour daholo✨
✨tsy voatery anie hoe raha tsy nahavita nanapaka volo ianao tamin'ny 1er août dia tsy afaka hanapaka intsony fa ity voalana août ity mihitsy dia efa natokana ho fanalana ny ratsy eny aminy volo😍 (pointes),ka tongava maro fa izahay ato aminy Yuki'Na Institut dia afaka manatanteraka coupe rehetra tianao ,✨
🌸Ity sary mamikely sombiny aminy asa tananay no hoentinay mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra 🌸
📍Chez Yuki'Na Institut Anjanahary 📍

01/08/2026

Tongasoa ndray volana Août 🔥

30/07/2026

Bonjour daholo 😍
✨Aza adino ary fa mbola manankery hatrany ireto offre special jeudi et vendredi ho antsika ireto dia tongava maro fa ho raisinay ampitiavana be nareo ✨
📍Chez Yuki'Na Institut Anjanahary

✨️Tongava maro ary ❤️
Chez Yuki'Na Institut Anjanahary ✨️

29/07/2026

🌸Reto ary misy astuce kely mety anampy antsika aminy andavanando 🥰

✨️Mirary tontolo andro mafinaritra atsika rehetra 😘

28/07/2026

✨️Hey le filles🌸
Ito ary ny Avant après kely tsika androany 😍❤️
Tongava aty aminay raha te atao mamy kely otranizao ny hoho andri🤭😘

demi capsule sans col
Yuki'Na Institut Anjanahary

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


En Ligne
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00
Sunday 07:00 - 17:00