Produits ZO

Produits ZO

Share

Vente des produits cosmรฉtiques PRODUITS ZO

POINT DE VENTE :
- Manakambahiny, 0346968042
- Art'Soa Beautรฉ Analakely, 0346147061

WhatsApp : Zo Andria

30/09/2026

Raha volo tiana haniry dia ny hodidoha no mila karakaraina voalohany indrindra. Soin tena ilaina indrindra ny ๐Ÿ‘‰๐Ÿพ๐Ÿ‘‰๐Ÿพ MASQUE, miasa amin'ny hodidoha izy ary tena manampy ny volo amin'ny fitomboany.

0346968042
0346147061

30/09/2026

KARAKARAO NY VATANAO SATRIA MENDRIKA NY TSARA INDRINDRA IANAO ๐Ÿ‘Œ

29/09/2026

Coucou daholo!!

Efa azontsika jifaina eny amin'ny point de vente ART'SOA BEAUTร‰ Analakely koa ny ๐Ÿ‘‰๐Ÿพ HUILE DE MOUTARDE an!!!

Raha mitady volo misy VOLUME ianao dia aza misalasala mampiasa azy ๐Ÿ‘Œ

0346968042
0346147061

27/09/2026

Racines matanjaka, volo tsy mitsaha-mitombo isan'andro ๐Ÿ‘Œ

๐Ÿ‘‰๐Ÿพ๐Ÿ‘‰๐Ÿพ HUILE D'OIGNONS ET EOMARINS no ahazoana an'izay ๐Ÿ‘๐Ÿพ

0346968042
0346147061

Photos from Produits ZO's post 27/09/2026

"Te hizara aminareo aho androany, ny voloko dia tena manify ny rambony, tsy mba mety MATEVINA mihitsy nefa efa tapitra nampiasaiko ity produits rehetra ity.

Nahita publication tato aho mikasika ny HUILE DE MOUTARDE hoe mampatevina volo. Izaho koa moa tsy mahazaka huile de ricin dia efa kivy aho hoe mety amiko indray vรฉ ity? Fa dia nandramako ihany. Nanaovako bain d'huile alohan'ny hanasa loha sady nanosorako kely isan'andro.

Vokatra : nihanatevina ihany ny voloko ary ity no tena nety taminy ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ.

Recommander-ko ho anareo manify volo na tsy mety maniry. Tena tsara io ๐Ÿ‘Œ " Mme Tiana

25/09/2026

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! ๐ŸŽ‰ Zo Lalaina, Georgia Rabodomanga, Rindra Mamy, Fandresena Manankasina

21/09/2026

VOLO MANIFY? AMPY IZAY!!!

โค๏ธ HUILE DE MOUTARDEโค๏ธ : Fikarakarana manampy hanome hakitroka sy volume ny volo, mba ho hita feno, matanjaka ary velona kokoa ๐Ÿ‘Œ

๐Ÿ‘‰๐Ÿพ๐Ÿ‘‰๐Ÿพ Volo matevina no tanjona? Ataovy anaty routine-nao!

0346968042

21/09/2026

Ny crรจme NIVEA dia afaka manampy amin'ny fikarakarana tarehy, indrindra raha maina na mila hydratation ny hoditra.

NY MAHATSARA AZY AMIN'NY TAREHY :

๐Ÿ€๐Ÿ€ Manome hydratation ka manampy hampalefaka ny hoditra.

๐Ÿ€๐Ÿ€ Manampy hitazona ny hamandoan'ny hoditra, ka tsy ho mora maina sy miketrona.

๐Ÿ€๐Ÿ€ Mampalefaka ny hoditra ary manome fahatsapana malama.

๐Ÿ€๐Ÿ€ Manampy hanohana ny barriรจre protectrice amin'ny hoditra.

20/09/2026

MASQUE VITA AMIN'NY AVOCAT ๐Ÿ‘‰๐Ÿพ๐Ÿ‘‰๐Ÿพmampatanjaka, mampatevina ny fibre ary mampisy volume ho an'ny volo manify.

๐Ÿ’ฆ๐Ÿ’ฆ IRETO AVY NY AKORA ILAINA :
โ€ข 1โ„2 avocat masaka
โ€ข 1 sotro yaourt nature
โ€ข 1 sotrokely huile de moutarde na huile d'olive
โ€ข 1 sotrokely gel d'aloe vera

๐Ÿ’ฆ๐Ÿ’ฆ FOMBA FAMPIASANA AZY :

1. Poteho tsara ny avocat mandra-pahalemy.
2. Afangaro amin'ireo akora rehetra.
3. Hosory amin'ny halavan'ny volo sy ny hodi-doha.
4. Avela 20-30 minitra.
5. Sasao amin'ny shampooing malefaka, dia kobanina tsara.

Atao in-1 isan-kerinandro.

Mazotoa mikarakara daholo o!!

19/09/2026

Ny AVOCAT (zavokร ) dia tena tsara amin'ny fikarakarana volo, indrindra raha maina, marefo na tsy misy hamandoana.

NY ASAN'NY ZAVOKA AMIN'NY VOLO :

๐Ÿ๐Ÿ Manome hydratation sy hamandoana ny
volo.

๐Ÿ๐Ÿ Mampamirapiratra ny volo.

๐Ÿ๐Ÿ Mampalefaka volo maina sy mikorontana.

๐Ÿ๐Ÿ Manampy mampatanjaka ny fibre capillaire ka mampihena ny fahatapahan'ny volo.

๐Ÿ๐Ÿ Manatsara ny elasticitรฉ ka manampy ny volo tsy ho mora tapaka.

๐Ÿ๐Ÿ Manamora ny dรฉmรชlage ary mampihena ny
frisottis.

๐Ÿ๐Ÿ Ny menaka ao aminy dia afaka manampy sy miaro ny volo maina.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Produits ZO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.