Beautia Fi La page

Beautia Fi La page

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Beautia Fi La page, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

09/08/2026

Je me maquille pour la maternité 🤭❤️
Vos avis ? 🥰 Nareo koa ve nieritreritra ny hanao anzany tamin'ny bevohoka ?
Za dia efa hiomanako mialoha mintsy amin'izay mahazo sary manjakely ✨ sa aona ozy nareo ?

Crème Hydratante et Écran Solaire disponible ao amin'i S-Fusion 😊 Contact : 0384614556
Tsiazotafo Terminus ligne E no misy ny showroom
Manana karazana produit authentique make- up et skin care maro zareo afaka jeretsika ao 🥰

06/08/2026

Salama daholo ndray 🥰
Tsy mandeha ny laharana hazahoana anay androany tompoko fa mialatsiny indrindra hoan'ireo miezaka miantso ❌
Efa feno tantaraka koa ny rdv antsika ity semaine ity fa amin'ny semaine ambony indray ohhh

Misaotra betsaka anareo ❤️

31/07/2026

Soin pédicure sa Soin du visage no tinao kokoa raha asaina misafidy ianao ? 🥰
Mbola mitohy ny Promo Combo antsika : 50.000ar izy roa mitambatra raha toa ka 60.000ar teo aloha ✨
Lieu : Betongolo Ambohitrakely
Contact : 0328462524

✅ Appel téléphonique foana ihany no hifandraisanareo aminay hatreto , tsy mandeha WhatsApp, tsy mandeha Messenger
✅ Sur rendez-vous ihany , manomboka 8h hatramin'ny 17h

16/07/2026

ALERTE ❌ Mba apio ryh reto izahay hitady an'zay fa tena very hevitra ah 🥹

Vola 50.000ar no tsy hita ka omena valisoa : SOIN PÉDICURE + SOIN DU VISAGE izay mahita azy.
Ety Ambohitrakely Betongolo akaikiny fanaovana visite technique ety no misy anay ka dia antsoy ny laharana : 0328462524 raha enao no nahita azy.

Misaotra mialoha anareo rehetra amin'ny fanampiana 🥰❤️ fa tena tsy mora ilay mitady fa rehefa hifandrombonana dia mahita foana eh 🤭
Bisouus 😚

09/07/2026

Hiaraka hiomana kely tsika ato anatin'ity vidéo ity 🥰 ampahany journée keliko mba apiseoko anareo ndrayyy fa dia efa ela loatra tsy nisy toy izao teto amin'ny pejy 🥹❤️

Produits capillaires nampiasaiko dia tao amin'ny S-Fusion 😊 na afaka micommande par WhatsApp ihany koa : 0384614556 📞📞
SANS SULFATE ET SANS PARABEN , mety tsara hoany volo tapatapaka , miongotra , maina 🥰
Mijereva finaritra oh ✨

24/06/2026

Épilation - Remise - Cadeau 🥰✨
Offre disponible jusqu'au 04 juillet ❤️

Lieu : Betongolo Ambohitrakely
Contact : 0328462524 📞📞
❌ SUR RENDEZ-VOUS UNIQUEMENT ❌

17/06/2026

Mommy to be 🤱

🗣️ : Nanaona ki ndri zay Fi tsy henoheno ? 🤭
Za : Mbola sahirana nanambotra tanana sy tongotr'olona kely mafatifaty akia za tato ato dia varimbarina anhh 🤣🥰

04/06/2026

Chaque jour est un défi , mais aussi une bénédiction 🥹❤️

Sur rendez-vous uniquement ❌
Lieu : BETONGOLO AMBOHITRAKELY
Contact : 0328462524 📞📞 ( Miantso an'io laharana io avy hatrany raha te hifandray aminay mivantana sy io ihany koa ny fakana rendez-vous )

30/05/2026

Soin pédicure ato aminay 🥰❤️ avec Beautia Fi La page ✨
Sur rendez-vous uniquement ❌
Miantso avy hatrany ny laharana 0328462524 raha te hifandray aminay 😊
Lieu : BETONGOLO AMBOHITRAKELY

29/05/2026

Offre fête des mères :Massage relaxant GRATUIT‼️ Lieu : BETONGOLO AMBOHITRAKELY

Oui oui 😁 , lasa misy fanaovana massage ato amin'i Beautia Fi La page , dia isika Maman no omenay fahafahampo voalohany amin'izany amin'izao fetin'ny Reny izao 🥰 ❤️ ❤️

Ity ilay lien ahitana ireo tarifs anireo karazana service atolotray :
https://www.facebook.com/share/p/18daZPdjdd/

Contact : 0328462524📞📞

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101