U Rav'c

U Rav'c

Share

toujours réussir 🤲

04/02/2025

Misy fitiavana voafetran ny toerana
misy fitiavana voafetran ny fotoana
misy fitiavana voafetran ny zava misy
Nefa ao anatin ireo ny tena fitiavana❤️

31/12/2024

Sary mbola tsy nivoaka hatrizay 🥰 coucou Safidy Ratovoandraina
Fantatrareo ve hoe andro inona taminy série Lova io andro io? Iza no mahatadidy?👇 ataovy anaty commentaire dia izay mahavaly mahazo bisous anaty commentaire 😘😂

30/11/2024
26/08/2024

fsdf

13/06/2024

tsy tsapanao ny lanjan'ny olona raha ts efa nopotehina ka tsy simba

09/06/2024

Tsy lanin n'y vavonin njy ky fa tiany fony a🤣🤣🤣🤣

08/06/2024

Za lo ts mbloque zany e.ze mbloque d Somme mants🥱

Photos from U Rav'c's post 08/07/2023

Tsy afaka Manova ny olona manodidina ahy aho, fa afaka Manolo ny olona manodidina ahy😘

02/05/2023

La vie et faite pour être vécue😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Ambohimanarina
Antananarivo