Longrich Tana
Mivarotra produits momban'ny volo, tarehy, vatana ara pahasalamana
28/12/2022
31/05/2022
Creme main Longrich 20,000ar
A base de vitamine E
- manalefaka hoditra
- manala ny kentroketrona amin'ny tanana
- mitsabo ny hodi-tanana may ny masoandro
- mitsabo ny hoditra simban'ny gel desinfectant
- Afaka ampiasaina amin'ny tongotra ihany koa
21/05/2022
Mino za fa manasa lamba daholo e?
Natao ho an'ny rehetra ity
Poudre detergent 30,000ar 1kg300g
- Manitra malefaka tsara ny fofony
- Manadio lamba
- Kely dia mandaitra
Mety foana na sasa lamba tanana na mampiasa machine ā laver
14/05/2022
👉Soins capillaires Longrich: 55.000ar
manalava volo haingana sy manala angandrano
👉Shampoing au thé blanc + Après shampoing à la gr***de
Ny fampiasana ireo vokatra ireo miaraka dia azahoana tombotsoa maro:
✅Manala angandrano sy mampitsahatra ny fihitsanan’ny volo
✅Manatsara ny kalitao an’ny volo henjana, mora tapaka sy sarotra raotina
✅Mamerina ny volo amin’ny état naturel
✅Mampaniry sy manatevina ny volo
✅Manamandina ny volo no manala ny hidihidy
✅ Manome aina tanteraka ny volo
✅Mety amin’ny karazana volo rehetra fa indrindra ny volo miloko
✅Manome aina sy mamelona ny volo indrindra ny volo tapatapaka sy simba
✅Mamoaka ny lokon’ny volo miloko na ny lokom-bolo natoraly
✅Miaro ny volo amin’ny fahamainana sy ny vokatra ratsy avy amin’ny totolo iainana
✅Manalefaka sady mampangirana ny volo
✅Manamafy azy tsy ho tapatapaka sady manatsotra
👉Vokatra ara pahasalama vita avy am zava maniry naturel , tsy misy effet secondaire.
👉Fomba fampiasa azy:
✅Sasana amin’ny shampooing ny volo amin’ny rano matimaty na mafana dia somary horona
✅ Kobanina dia osorana ny après shampooing à la gr***de dia avela hilona kely
✅Kobanina tsara avy eo
👉Afaka manao livraison Tana/Province
👉 mp raha mila fanazavana fanampiny
30/04/2022
Gel do**he Olive Maxi format
70,000ar 1L
08/04/2022
Gel do**he olive longrich
Maxi format
70,000ar 1littres
Fofony aloha wow
Tenue koa tena top
04/04/2022
Sod milk 25,000ar
Creme corporelles /visage
- Manalefaka hoditra
- Mhydrater peau
- Miaro amin'ny masoandro
- Manazava hoditra
04/04/2022
Nos thé 40,000ar
- Vert
- Marron
- Rose
Efa amin'ny sary ny asany
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
