Perfect Hair Beauty

Perfect Hair Beauty

Share

Produit soin cheveux

03/08/2026

Excellente semaine à tous. 💜

Offrez à vos cheveux l'excellence qu'ils méritent.

Découvrez une lotion capillaire au parfum délicat, enrichie en calcium, conçue pour sublimer la beauté naturelle de votre chevelure tout en lui apportant douceur, force et éclat.

01/08/2026
28/07/2026

Te hitaiza volo miloko?
Perfect Hair Beauty dia manana gamme natokana hahasalama lalandava ny volo miloko.

Mampalefaka, mampatanjaka, manome singa ilain'ny volo sy ny hodidoha mba tsy hanimba azy n'y loko.

Azonao afarana eto amin'ny pejy na ety amin'ny boutique Ambodinisotry cité ampitan'ny EPP immeuble Naturopharma

Contact : 038 07 337 95

27/07/2026

Volo mihintsana sy miasola ? Ny maha samy hafa azy?

Fomban'ny volo ny mihintsana mba hisoloany vaovao indray, natoraly izany☺️.

Fa raha toa kosa misy ray tanana isan'andro no volo miala dia mila jerena akaiky ny hitsaboana azy.

Miala mihoatra ny 100 isan'andro kosa ny volonao ? Efa miasola izy Zay na mitady ho tratran'ny calvitie ianao.

Inona ary no vahaolana ?
😊Ny olana tsirairay dia mila fikarakarana mifanaraka aminy.

🔹 Sérum Anti-Chute – Manampy hampihena ny fahalatsahan'ny volo sy hanamafy ny fakan-volo. Izy no ampiasaina raha ray tanana isan'andro no volo miala.

🔸 Sérum Anti-Calvitie – Natao ho an'ny faritra manomboka sola ary manampy amin'ny fampirisihana ny fitsirin'ny volo. Izy kosa no mety raha mihintsana be loatra ilay volonao.

✨ Perfect Beauty – VOLO VOATSABO, VOLO SALAMA

Tadidiho fa mila tsaboana aingana , amin'ny produits azo antoka ny volo rehefa mihintsana 😉

📞 Commande & Informations : 038 07 337 95

23/07/2026

Izy Ilay calcium, mampitsiry volo,manamafy ny taom- bolo, manimanitra malefaka tsara afaka atao solon'ny parfum cheveux,

Te hampaniry volo vetivety? 🌟 Ampiasao ny LOTION Perfect Hair Beauty! 🌺

Izy io dia:

• Mampitsiry volo vetivety 🌱
• Mampalava ny volo vetivety 🚀
• Mamerina ny volo ho natoraly ✨
• Mamelona ny boucle natoraly 💧
• Calcium ny volo 🔄
• Mampipetraka tsara ny volo

❄ Ampirisihana ireo manana loha sola ampiasa azy 🌿💫

Vidiny : 20 000 Ariary
Fatrany : 100 ml

Contact : 038 07 337 95

22/07/2026

Volo miasola? Mihintsana be?
Sérum anti calvitie perfect, io no vahaolana ho anao

21/07/2026

Volo simban' ny hatsiaka , simban 'ny hafanana, maina loatra, mora tapaka
Sérum Soin et réparation no vahaolana

06/07/2026

🌿 Tsy ny volo ihany no mila karakaraina... fa ny saina koa!

Raha manjifa vokatra 60.000 Ar na mihoatra ato amin'ny Perfect Hair Beauty, dia hahazo cadeau mampitony saina MINI ZEN ianao.

💆‍♀️ Ahenao ny stress, arovy ny volonao

24/06/2026

J-2 ❤️🤍💚

❤️🤍💚 Trois couleurs, une histoire.
Trois couleurs, une fierté.

Que cette fête de l'Indépendance soit remplie de joie, d'espoir et de beaux moments partagés avec ceux qui comptent.

🇲🇬

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Bâtiment Naturo Pharma Isotry
Antananarivo
101