Ninah Beauty

Ninah Beauty

Share

La promesse de votre Beauté

01/08/2026

Pose Tissage chez Ninah Beauty

30/07/2026
27/07/2026

Elle a les cheveux blonds.. mais ce qui attire vraiment,c’est sa confiance.❤️ une coiffure peut tout changer, vous validez ? Laissez un j aime, dites-nous ce que vous en pensez et partagez si vous aimez. 👩🏻‍🦳Ninah beauty là où votre beauté prend vie💕

Photos from Ninah Beauty's post 17/07/2026

Zouk boss: mbola tsy rava anao zandry?? Zaho: hely tavela de afaka miala za zouk boss: ary atsika hibalabala hely hitady lasoupe ai zaho: muah miady amnah eky koragna zany ai fa tonotono nihinaha ai Anisany mpianadahy mba mifankatia zahay roa, sady mitovy honde no nitovitovy aby ny tanjona. On ne choisit pas sa famille, mais avoir un grand frère comme toi, c'est une bénédiction😍 que l'argent ne peut jamais acheter.Merci mon Boss, pour cette invitation, pour ton soutien et pour toutes les portes que tu m'aides à ouvrir. Chaque fois que j'ai eu besoin d'un coup de main, tu n'as presque jamais dit non .( Geste kely ataonolo akaiky anao de
efa magnova raha maro be eo aminy fiainana)
Si vous avez un frère ou une sœur qui vous soutient vraiment, dites-lui aujourd'hui « Merci ». ❤️🙏

26/06/2026

Mba manao hira malaza, crochet lamody amzao, iza le tsy sahy couleur platine am volony regny de amty atao eeee, si non mirary fety sambatra hoantsika rehetra oooo, tongava fa maro couleur dispo ato amintsika 0346665657 ambohipo ambaniny terminus 164🥰😍

Photos from Ninah Beauty's post 23/06/2026

Tissage Premium chez Ninah Beauty ✨
💇🏾‍♀️ Boucles naturelles sy finition professionnelle
📍 Tongava hanova ny endrikao miaraka aminay
📞 Réservation : 0346665657
Na:
🔥 Nouvelle pose tissage réalisée chez Ninah Beauty 🔥
✔️ Doux
✔️ Naturel
✔️ Longue tenue
📩 Inbox pour rendez-vous

11/06/2026

📢 Fampahafantarana manokana avy amin'ny Ninah Beauty ooo 📢
Salama tompoko!
Ho fanohanana sy fankalazana ny fête de père zay karakarainay Fivasoa, dia manolotra fihenam-bidy -30% amin'ny tolotra rehetra ato amin'ny Ninah Beauty izahay manomboka rahampitso.
Efa sahirana sy miezaka mikarakara ny fikambanana Fivasoa, ka manentana antsika rehetra mba hiara-hankalaza sy hanotrona azy amin'ity sabotsy ho avy izao.
✨ Tongava maro ary araraoty ny fihenam-bidy manokana! ✨ Miara mankalaza fête de père sady manohana ny fetin'i Fivasoa.
📍 Ninah Beauty Manomboka rahampitso 🎉 -30% amin'ny tolotra rehetra
Tongava maro tompoko fa bojo e! Miandry anareo izahay! 💄🥰

03/06/2026

Te hianatra asa mahavelona ve ianao? Tongava manaraka fiofanana matihanina ato amin'ny Ninah Beauty.
💇‍♀️ Les formations disponibles :
Coiffure et Esthétique, Tresse africaine, Coloration tendance no efa hainareo fa mampiavaka any Ninah Beauty
Techniques professionnelles de coiffure
📚 Formules de formation :
⚡ Cours accéléré : 1 semaine
📖 Cours normal : 1 mois
✅ Fampianarana teôrika sy pratique ✅ Fanazaran-tena amin'ny modely tena izy ✅ Fanaraha-maso akaiky mandritra ny fiofanana ✅ Mety ho an'ny débutants sy ireo te hanatsara ny fahaizany
🕒 Inscription ouverte toute l'année Mandray mpiofana amin'ny fotoana rehetra
📍 Lieu : Ninah Beauty ambaniny terminus 164
📞 Contact : 0346665657
💖 Ninah Beauty – Mianara, Mivoatra, Mahomby

24/05/2026

Joyeuse pentekote mes fans Ninah Beauty Que Dieu soit avec nous.

22/05/2026

👉 PROMOTION SPÉCIALE PENTECÔTE
💁 PERRUQUE tendance +FAUX ONGLES 💅 élégants 💃 + EXTENSION CILS 🧖
👉👉 Fihenam-bidy hatramin'ny - 30% mandritra ity Pentecôte ity!
Aza tara fa voafetra ny Stock 😁🙏

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ambohipo Au Croisement CEG/Ambolikandriana Ampitany Jaos Pub
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:30
Tuesday 07:00 - 18:30
Wednesday 07:00 - 18:30
Thursday 07:00 - 18:30
Friday 07:00 - 18:30
Saturday 07:00 - 18:30
Sunday 07:00 - 18:30