Biouthé

Biouthé

Share

Dité mahasoa, manadio ny anaty. Thé minceur à base de plantes de Madagascar. L'un des remèdes minceur le plus efficace au monde.

Sa composition de Talapetraka, de Tatabatana et de vonimboasary aide à éliminer PLUS de 8kg en un mois. Résultat visible et satisfaisant dès la première utilisation (entre 1kg à 4kg), combiné avec une mode de vie saine, un régime alimentaire équilibré, et un peu de sport vous pouvez facilement avoir la silhouette de vos rêves en un temps record!

01/08/2026

A COEUR OUVERT #8

TSY MAHATANA REHEFA MANDALO PÂTISSERIE 😫😫
ANDAO RESAHITSIKA miaraka amin'i Christina Leong

29/07/2026

A COEUR OUVERT #7

BE KIBO VAO MARAINA 😫😫
ANDAO RESAHITSIKA miaraka amin'i Christina Leong

25/07/2026

A COEUR OUVERT #6

TENA NISAKAFO BE AHO ANDROANY 😫😫
ANDAO RESAHITSIKA miaraka amin'i Christina Leong

Photos from Biouthé's post 23/07/2026

Miarahaba harivariva e 👋

« Tsy ny manena vatana ihany no Tanjona fa ny ahazo vatana Salama »

Mitohy hatrany ny famalianay ny message nareo marobe .

Mahery ny 150 ianareo no efa novalianay ary miezaka manome fahafahampo an’ny tsirairay satria fahasalamana no resahitsika eto .

Aza manahy ho an’ireo mbola tsy voavaly fa efa mandrindra araky ny mety indrindra izahay .

Ny livraison ihany koa dia Efa mandefa .

Mankasitraka feno aminy faharetana tompoko .

Ny equipe BIOUTHE 💚

21/07/2026

Miarahaba o ! 👋

🤲Hitondra fanazavana kely izahay .
Voalohany dia mitondra Fisaorana anareo rehetra tsy ankanavaka izay nandefa message izahay .

☕️Manaraka izay , dia ny message tsirairay dia mila jerena isaky ny « cas « ka noho izany dia mety maka fotoana kely ny resaka itanao antsika .

📞Ao anatin’izany ny antso , ny toromarika, ny torohevitra izay omena ny tsirairay.

🧍‍♀️Samy manana n’y toe-batana moa isika ka izay indri no antony hikarakarana ny tsirairay araky ny tokony ho izy
Efa mahery ny 10 no nantsoina , mbola misy 122 Isa izay mbola ho antsoina -

✅noho izany mety maka fotoana kely ny fiantsoana na famaliana ny message .

📝Ny tanjonay moa dia ny hanome service mahafapo sy ahitana vokatra hoan’ny tsirairay .

🙏Ankasitrahana ianareo aminy fitokisana
Mbola mitohy n’y antso hatramin’izao
Raha alina Loatra doa tohizana rahampitso maraina .
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

Ny equipe an’ny Biouthé

21/07/2026

A COEUR OUVERT #5

MIHA-TERY NY PATALOHA NA TSY MISAKAFO BE AZA😫😫
ANDAO RESAHITSIKA miaraka amin'i Christina Leong

20/07/2026
20/07/2026

Bonsoir coupine… 😉
Après quelques semaines d’effort , de discipline, de volonté,
Ce que j’ai expérimenté va répondre à vos questions .
Je ne suis pas encore là où je veux être mais je sens le résultat.
Je vous raconte tout ce soir …

18/07/2026

A COEUR OUVERT #4

Rehefa miresaka ny kibo ...🫃
ANDAO RESAHITSIKA miaraka amin'i Christina Leong

16/07/2026

Miarahabe e!!!

Andao hiroso amin'ny dingana manaraka..... Kely sisa 💚

Iza no hiaraka'amiko ? Any aminy MP n'y fotoana 🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00