Manjary
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manjary, Health/Beauty, Lot IVE 17 Tsiazotafo, Antananarivo.
Ny Manjary est une entreprise malagasy spécialisée dans la production de fruits et légumes séchés de la marque Manjary, ainsi que de miel mélangé avec des super aliments (gamme de produits ImmuniThé).
24/08/2026
Tantely Baobab Manjary – mamy, tsiro miavaka !
Avy amin’ny hazo baobab, izay manamarika an’i Madagasikara.
Ilaina amin’ny fiainana andavanadro :
👉 Manampy ny hery fiarovan’ny vatana
👉 Manome hery sy tanjaka
Vokatra natoraly mitondra vokatsoa ho an’ny vatana ary manandratra sy manome lanja ny vokatra avy eto Madagasikara, tsara hoanina rehefa maraina mba anombohana ny tontolo andro sy ilay rehefa reradreraka iny.
Raha te hanjifa ny vokatra dia :
🏠 Aza misalasala manatona ny showroom eny Tsiazotafo ao amin’ny imemeuble TROPICASIA
☎️ Antsoy ny laharana 038 15 734 85 / 032 14 803 39
📭 Alefaso ny hafatra miafina ato amin’ny pejy
24/08/2026
Le miel Baobab Manjary – douceur rare et énergie naturelle !
Issu du baobab, arbre emblématique de Madagascar, ce miel unique séduit par son goût délicat et authentique.
Un véritable allié du quotidien car :
👉 Il soutient les défenses du corps
👉 Redonne vitalité et équilibre
Un nectar précieux qui associe tradition et bien‑être, parfait pour être commencé la journée ou retrouver de l’énergie.
Pour passer commande :
🏠 Rendez‑vous au showroom Tsiazotafo, immeuble TROPICASIA
☎️ Appelez‑nous au 038 15 734 85 / 032 14 803 39
📭 Envoyez un message privé pour commander ou poser vos questions
18/08/2026
🍯🍋🌿Tantely Citron Gingembre Curcuma_ Manjary
💛 Ity fangaro ity dia manamafy ny hery fiarovana ao amin'ny vatana✨ Ny fitambaran’ny voasary makirana, sakamalaho ary tamotamo dia manome vokatsoa maro be, toin'ny :
🦵 manampy amin’ny fanamafisana sy fiarovana ny taolana
🌱 manadio ny any anaty rehetra
💪 mamerina hery ho an’ny vatana
Tsiro natoraly vita Malagasy mitondra hamamiana sy fahasalamana.
👉 Mba hahafahanao misitraka ity vokatra miavaka ity :
📍tongava mivantana ao amin’ny showroom Tsiazotafo, ao amin’ny imemeuble TROPICASIA 🏢
📞 antsoy ny laharana 038 15 734 85 na ny 032 14 803 39
📩mandefàsa hafatra miafina ato amin'ny pejy
✅ Miaraka amin'Ny Manjary : “MANGEZ MALIN, GRIGNOTEZ SAIN” 💯
18/08/2026
🍯🍋🌿 Découvrez le miel Citron Gingembre Curcuma_Manjary votre allié santé au quotidien !
💛 Ce mélange unique est un véritable boost pour le système immunitaire✨ Grâce à l’association du citron, du gingembre et du curcuma, il offre des vertus reconnues :
🦵 protège et renforce vos articulations
🌱 aide à nettoyer l’organisme des impuretés
💪 redonne vitalité et énergie pour affronter la journée 💪
Un goût intense et équilibré, qui allie fraîcheur, force et bien‑être🔥
👉 Pour profiter pleinement de ce mélange exceptionnel :
📍 passez nous voir directement au showroom Tsiazotafo, immeuble TROPICASIA 🏢
📞 contactez‑nous au 038 15 734 85 ou 032 14 803 39
📩 envoyez‑nous un message privé pour commander ou poser vos questions
✅ Avec Manjary : “MANGEZ MALIN, GRIGNOTEZ SAIN” 💯
14/08/2026
🥭🍍 Ankafizo ny fotoana mamy miaraka voankazo matsiro avy ao amin'i Manjary!
Sakafo maivana, matsiro ary 100 % voajanahary, mety tsara amin'ny fotoana rehetra😋
🌴Ento miaraka aminao eny rehetra eny ny tsiro natoraly sy miavaka vokarin'i Manjary!
👉 Tongava manjifa ny vokatra Manjary :
🏢 Showroom Tsiazotafo – TROPICASIA
📞 038 15 734 85 / 032 14 803 39
📩Mandefasa hafatra miafina
✅Avec Manjary : “MANGEZ MALIN, GRIGNOTEZ SAIN” 💯
14/08/2026
🥭🍍 Offrez-vous une pause gourmande avec nos fruits séchés Manjary. Un snack pratique, savoureux et 100 % naturel, parfait pour les journées actives. Le goût tropical qui vous accompagne partout.
👉 Venez vivre l’expérience Manjary :
🏢 Showroom Tsiazotafo – TROPICASIA
📞 038 15 734 85 / 032 14 803 39
📩 Commandez en message privé
✅ Avec Manjary : “MANGEZ MALIN, GRIGNOTEZ SAIN”
💯
12/08/2026
🍯🍋🌿 Tantely Citron Cannelle Manjary – tsiro miavaka sy fiarovana ho an’ny fahasalamana !
💛 Ny tantely dia efa fantatra fa manamafy ny hery fiarovana ao amin'ny vatana. ✨ Rehefa atambatra amin’ny citron sy cannelle, dia lasa fangaro mitondra vokatsoa be dia be ao anaty :
🤕 manamaivana ny aretin’andoha
😮💨 manalefaka ny kohaka
💪 mamerina hery rehefa ilay reraka be iny
Tsiro manokana, mamy sy mahasalama.
👉Ndao hanjifa ny vokatra Manjary ee🥰
🏢Tongava mitsidika ny Showroom Tsiazotafo, ao amin’ny imemeuble TROPICASIA
📞 Antsoy mivantana ny 038 15 734 85 na 032 14 803 39
📩Mandefàsa hafatra miafina
✅Avec Manjary : “MANGEZ MALIN, GRIGNOTEZ SAIN” 💯
12/08/2026
🍯🍋🌿 Découvrez le miel Citron Cannelle Manjary – une alliance savoureuse et protectrice !
💛 Le miel reconnu pour ses rôles de renforcer le système immunitaire et de soutenir votre organisme au quotidien.
✨ Associé au citron et à la cannelle, il devient un mélange traditionnel apprécié pour ses vertus :
🤕 apaise les maux de tête
😮💨 soulage la toux
💪 redonne de l’énergie en cas de fatigue
Un goût raffiné, à la fois doux et frais, qui allie plaisir et bien‑être.
👉 Venez vivre l’expérience Manjary.
🏢Passez directement à notre showroom à Tsiazotafo, immeuble TROPICASIA
📞Appelez‑nous au 038 15 734 85 ou 032 14 803 39
📩 Envoyez‑nous un message privé pour commander ou poser vos questions
✅ Avec Manjary : “MANGEZ MALIN, GRIGNOTEZ SAIN” 💯
10/08/2026
🙏✨ Misaotra betsaka antsika rehetra❗
Vononahitra lehibe ho anay ny fandraisana anjara tamin'ny foara FIER Mada – Andiany faha‑27 tao amin’ny stade Maki Andohatapenaka izay natao ny 05 hatramin’ny 09 aogositra 2026 lasa teo. Dimy andro feno fifaliana, fifampizaràna ary fihaonana no niainana🩷
💛Isaorana manokana etoana :
📍 ireo mpitsidika rehetra tonga nijery anay tao amin’ny stand 44, na ny vao nahafantatra an’i Manjary voalohany na ireo efa nahalala hatry ny ela:
📍 ireo mpanjifa efa natoky anay hatrizay ka nandray an‑tanan‑droa ny vokatra vaovao natolotray.
📍 ireo mpandray anjara sy mpikarakara ny foara, izay nahatonga ity hetsika ity ho tena fahombiazana.
🍯 Ny tantely natoraly,🍓 Ny "confiture" vita tanana,🌿 Ny voankazo maina sy ireo vokatra Manjary hafa tsy voatanisa, dia nahazo mpankafy vaovao maro noho ny fisianareo. 👉 Teo amin'ny "dégustation" ihany koa dia nahazoana fanamarihana tsara avy any aminareo tsirairay avy ary faly izahay fa maro taminareo mpitsidika no nitondra nody niaraka tamin'ny vokatra Manjary izay nankafizin'ny tsirairay.🔥
✅Miaraka amin'ny Manjary dia tsy miova ny filamatra : “MANGEZ MALIN, GRIGNOTEZ SAIN” 💯
Misaotra tamin’ny fitokisana, ny tsiky ary ny fanohanana. Mbola miandry anareo foana izahay amin’ny andiany manaraka sy izay mbola ho avy rehetra miaraka amin’ny vokatra miavaka sy tsiro lafatra hatrany✨🥰
10/08/2026
🙏✨ Un grand merci à tous❗
Nous avons eu l'immense plaisir de participer à la foire FIER Mada – 27ème édition au stade Maki Andohatapenaka 🏟️ Du 05 au 09 août 2026.
Ces cinq jours ont été riches en rencontres, en découvertes et en partages.
💛 Nous tenons à remercier chaleureusement :
📍 tous les visiteurs qui sont venus nous voir au stand 44, que ce soit pour découvrir Manjary pour la première fois ou pour retrouver nos produits.
📍 nos fidèles clients qui nous soutiennent depuis longtemps et qui ont accueilli avec enthousiasme nos nouveautés.
📍 les participants et organisateurs de la foire, qui ont permis à cet événement d’être une véritable réussite.
👉Grâce à vous, nos miels naturels🍯, nos confitures artisanales🍓et nos fruits séchés 🌿ont pu séduire encore plus de gourmands.👉 La dégustation a été un moment de convivialité et de plaisir partagé, et nous sommes heureux que tant d’entre vous aient choisi de repartir avec nos produits pour prolonger l’expérience chez vous🔥
✅ Avec Manjary, nous restons fidèles à notre engagement : “MANGEZ MALIN, GRIGNOTEZ SAIN” 💯
Merci pour votre confiance, votre sourire et votre soutien. Rendez‑vous à la prochaine édition pour encore plus de saveurs et de surprises ✨🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Lot IVE 17 Tsiazotafo
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:30 - 16:30 |
| Tuesday | 08:00 - 16:30 |
| Wednesday | 08:30 - 17:00 |
| Thursday | 08:30 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 16:00 |
