Coiffure Aline
service a domicile à partir ny 70.000 ar manasa anao ary o!!!!
Miarahaba anao tonga soa eto amin pejy,
Izahay dia manao soins botox capillaire Exxa
Soiins Karssell
Lissage brésilien
Onglerie
Pack Mariage,épilation,
Lieu : Cité Ambanilalana itaosy
Annexe : 67 Ha Centre.
22/06/2026
Coiffure Aline fans
Homena tolotra tsara be ianareo manomboka androany,
Pose vernie Permanent avec faux ongles 10.000 ar, Oui 10.000 ar mihitsy ka,(sans déc,)
tongava daholo ary
22/06/2026
Bonjour,
hanao liquidation akanjo mafana isika,
mbola mis gros pull maromaro ao,
misokatra ny salon 67 ha centre akaikiny arret bus vatobe
0348616029
20/06/2026
Cc,mbola ato amin'ny vente prive Hotel Astauria Antanimena izahay androany hatraminy 6 ora hariva,
Mbola Maro be zavatra itanao ato,
tongava haingana fa prix braderie
0348616029
19/06/2026
Bonjour,efa ato amin'ny vente prive,Hotel ASTAURIA Antanimena izahay miandry anareo,
Mis pull isakarazany
Robe Pull
Manteau
The shirt
Produit isakarazany,
Ensemble imprime,
Ensemble uni
Misokatra ihany koa ny
Salon 67ha centre akaikiny arret bus vatobe 0348616029
Mikatona ny Salon ambanilalana
Nohon'ny Antony fanamboarana,
17/06/2026
bonjour, tohizatsika ny promotion 🥰
Coloration 70.000 Ar
Epilation Maillot integral 20.000 ar
Pose vernie Permanent avec faux ongle 15000 ar
Soin Botox JMC 30.000 ar sans finition,
coiffure Aline 67 ha centre akaikiny arret bus vatobe
0348616029
13/06/2026
cite ambanilalana itaosy, Annexe 67ha centre akaikiny arret bus vatobe
0348616029
11/06/2026
Bonjour,
Hanao promotion ndray isiika🥰🥰🥰
Coloration 70.000 ar manomboka androany,
Jereo ny hatsarany ooo!!!
Lissage Bresilien 100.000 Ar
Lissage Classic 60.000 Ar
Soin lissant Karseell 60.000 ar
67 ha centre akaikiny arret bus vatobe,
Jeudi, vendredi,samedi,0348616029
Mimy kely ity coloration ity,
bonjour,
mbola mitady mpandrandrana izahay,
toerana hiasa 67 ha
0348616029
bonjour,
Mitady ankizy mipetraka manodidina 67ha centre,
Mahay mandrandrana tsara,
Mahay mametaka extension cheveu
Mahay dressage curly,+ Soin
Mahay misitona Volo tsara hatraminy finition,
manasa anao hiditra mp raha ilay olona vonona hiasa ianao,fa tsy ilay te hanotany fotsiny 🙏🙏🙏
Misaotra tompoko
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambanilalana Itaosy/67ha Centre Arrêt Bus Vatobe
Antananarivo
102
