Mifanambina Fripe

Mifanambina Fripe

Share

VENTE BAL FRIPERIE 👑en GROS et en DETAILLE👜🩳
033 38 620 60/ 034 77 253 89

08/08/2026

Coucou❤️.
Ampitsika retour kel ndray aloha ary amin ilay e. Tena hoe manga be daholo 🥰💗.

07/08/2026

Coucou ❤️
❌Fampitandremana ho anareo clients ❌
Misy olo maka nuremo nareo misoratra amin'ny bal eny amin'ny gare routier, dia miantso izy hoe, tonga dia alefaso ny frais ny entana fa tsy mitondra anio bal io izy. NEFA IZY TSY CHAUFFEUR FA .
Mila mailo.
Dia aleo miandry ny coordonne avy aty aminay ianareo dia mifampiresaka amin ilay chauffeur izay omenay eto.

Photos from Mifanambina Fripe's post 07/08/2026

miracle enfants .Mp na 033 38 620 60. Ambodin'Isotry ampitan'ny fjkm kristy fanantenana no misy anay 🥰

Photos from Mifanambina Fripe's post 06/08/2026

Entana mandeha be amin 'izao koa ity a.

TEL: 034 03 708 59. 033 38 620 60

Photos from Mifanambina Fripe's post 06/08/2026

adulte 🔥, MP na 033 38 620 60. Ambodin'Isotry ampitan'ny fjkm kristy fanantenana no misy anay 🥰.

06/08/2026
Photos from Mifanambina Fripe's post 05/08/2026

TEL:034 03 708 59..033 38 620 60

Photos from Mifanambina Fripe's post 05/08/2026

@ Ilay tena manga be wa.
Mp ary na miantso
034 03 708 59..033 38 620 60

Photos from Mifanambina Fripe's post 05/08/2026

Salama daholo o.
Arrivage hatrany ny entana omenay anareo a.
Aza matoritory ary fa ndao tsika hitady💶💶💶 e🥰💪

Tel:034 03 708 59..033 38 620 60
Manao liv

04/08/2026

Io ary ilay retour mamy keul oo🥰💗
Mbola misy 2 bal dispo ato a. Arrivage be mihintsy💗

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Anosizato
Antananarivo