Fenugrec Mada

Fenugrec Mada

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fenugrec Mada, Health/Beauty, Antananarivo.

Fenugrec Mada vous propose uniquement de produits à base naturel, notamment à base de Fenugrec déjà certifié par là Ministère de la Santé Publique, de première qualité🍃

Photos from Fenugrec Mada's post 15/07/2026

Ity ary ilay zava-baovao🤩 efa vokatra nanananay taloha izy ity fa averinay sady tsara kalitao kokoa🥰

✨ CRÈME COIFFANTE à base de Fenugrec & Romarin & cire d’abeille ✨

Inona avy ny vokatsoa azo avy aminy ⁉️
🌿 Mamelona sy manamafy ny volo hatrany amin’ny fakany
🌿 Mampijanona fihitsanambolo
🌿 Mampijanona tapatapaka
🌿 Manome sakafo ny volo
🌿 Mampangirana sy mampalefaka volo
🌿 Manampy @ fanalavana ny volo
🌿 Mamelombelona sy mitazona ny hamandoan’ny volo
🌿 Manamora ny fibangoana sy ny fanaovana taovolo
🌿 Manala frisottis
🌿 Miaro ny volo tsy ho maina sy tsy ho vakivaky
🌿 Manampy ny volo mba hie salama hatrany

🌈 100% natoraly sady tsara kalitao ny vokatra amidinay

💌 MP raha hanao commande ary fa manao livraison izahay ary mandefa faritra na aiza na aiza misy anao😊

📞 034 45 386 90

15/07/2026

Salama daoly tsika ato😊 ela ela kely e? Fa eto foana izahay, mamaly MP anareo sy mandray commande foana🌿

Itondra zava-baovao anareo izahay, inona ary ity izay mahalala oh ?😄 Fanao @ volo aloha ilay izy,

Aza miala lavitra fa lazainay anareo rariva daholo @ 19h ny momba azy rehetra ✨

30/06/2026

Misy efa manimanina vacances ve ato ?😊

Aza adino fa eto Tana misy anay fa nefa mandefa eran’ny Madagasikara , na aiza misy anao na aiza 🍃

Afaka manao commande izah produits tianao alaina ianao ✨

📍Raha hanao récupération kosa dia manao commande mialoha dia afaka alaina ety Andrefana Ambohijanahary eo @ arrêt Toby Ratsimandrava

📞 034 45 386 90

26/06/2026

Izahay eto @ Fenugrec Mada dia miarahaba ny Malagasy rehetra nahatratra ny Asaramanitra eh ! 🇲🇬

23/06/2026

Iresaka momba ny Huile de Fenugrec sy ny volo isika androany ! Eny… mety @ karazambolo rehetra ny Huile de Fenugrec 💛

🌿 Volo maina ?
➡️ Manome hydratation sy mampalefaka

🌿 Volo tapatapaka / marefo ?
➡️ Manamafy sy mampihena chute

🌿 Volo tsy mety maniry ?
➡️ Manampy @ repousse sy volume

🌿 Misy pellicules ?
➡️ Mampitony ny hodidoha

🌿 Mihintsana
➡️ Mampijanona fihitsanambolo

📩 Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mandefa MP aminay. Disponible ato @ Fenugrec Mada @ vidiny 15.000Ar / 100ML

📞 034 45 386 90

21/06/2026

🎉 Tratry ny Fetin’ny Ray! 💙

Ho an’ireo Ray rehetra, misaotra anareo noho ny fitiavana, ny fikarakarana ary ny fahafoizan-tena ataonareo isan’andro.

Ianareo no andry iankinan’ny fianakaviana, mpanabe, mpiaro ary loharanon-kery ho an’ny zanaka.

Mirary fahasalamana, fifaliana ary fitahiana be dia be ho anareo rehetra amin’ity andro manokana ity. 💙

Mada 😊

18/06/2026

Salama e🌿

Te anana volo lava sy tsara sy matevina ve ianao ?😊

Andramo anie ity pack ity dia hoitanao ny vokany

🍃 Mampalava sy mampatevina volo aingana
🍃 Mampijanona fihitsanam-bolo
🍃 Mampijanona tapatapaka
🍃 Mampamandina sy mampangirana volo
🍃 Manome sakafo hoan’ny volo
🍃…

✅ 100% natoraly tsy misy effet secondaire

Afaka manao livraison sy mandefa faritra izahay 🚚

Mp raha anao commande ary😊

15/06/2026

Salama e, nanao ahoana ny week-end nareo ?🌿

Izahay dia mandray commande hatrany hoan’ireo izay hanao commande

Fampatsiahivana kely, manao livraison izahay hoan’izay eto Tana ary misy frais de livraison ary mandefa @ taxi brousse koa izahay hoan’izay any @ faritra ✨

Mirary herinandro mahafinaritra hoan’tsika rehetra indray 😁

📞 034 45 386 90

Photos from Fenugrec Mada's post 10/06/2026

Azahoana firy kilao ny poudre na gelules de Fenugrec ?💪🏻

➡️ Tsy mitovy ny vokatra azo amin’ny fenugrec amin’ny olona tsirairay, satria samy manana ny fomba fiasan’ny vatany ny tsirairay. Misy mahazo lanja haingana kokoa, misy kosa miadana kokoa.

➡️ Amin’ny ankapobeny dia azahoana 2 hatr@ 7kg anefa ny fonosana na boîte iray, izy io dia miova arakaraka ny vatana satria misy mahazo miotra an’ireo

🌿 Ny zava-dehibe dia ny faharetana sy ny fanarahana tsara ny fampiasana azy. 😊

06/06/2026

Iza no tsara kokoa , poudre sa gélules ?💪🏻

Samy tsara ireo, ny vokatsoa azo avy aminy dia mitovy foana ihany. Satria poudre ihany no atao anaty gélule , fa ny tombony gélule fotsiny mora atelina kokoa . ✨

Ireo vokatsoa hoentiny :

🌿 Azahoana 2 hatr@ 7 kg anaty iray volana
🌿 Mapatanjaka
🌿 Mampasalama
🌿 Mampitombo hery fiarovana
🌿 Mampanofosana
🌿 Mampahazo aina …

Afaka manao commande nareo dia afaka manao livraison izahay 🤩 mandefa faritra ihany koa ! 🥰
Na afaka manao récupération aty Andrefan’Ambohijanahary

Contact : 034 45 386 90

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
TANA101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 16:00