Moara Ink - Tattoo Studio
Choisissez notre studio pour vos projets de tatouage originaux, créatifs, et professionnels
Ahoana! Ahenantsika kely ve ny prix mandrapahatapitra ny taona ?! 🥹🫣
Iza no mazoto ?!
02/10/2026
Mamy kely ny fitiavan’izy roa ✨🤩
Vao vita hono ny Tattoo dia alainy vady Kelly 🥹🥹🥹
Ahoana ?!
Rahoviana isika no h anao Tattoo 😃
01/10/2026
Tianareo ilay tena mainty be e 🤩
Andao fa sady atoronay ny fikarakarana azy mba ho dorenjy foana na sitrana ary 🔥
Tonga dia afaka manoratra an 😉
30/09/2026
Le genre de projet qu’on adore ⭐️😊👌
À quand votre prochain Tattoo 😉
Écrivez nous directement pour booker votre rendez vous ✨
27/09/2026
Tattoo vao vita vos Tattoo sitrana 😉
Bravo be anareo Mahay mikarakara tsara ✨
25/09/2026
Mila mba efa sitrana entre 2 à 7 ans ilay cicatrice
Tsapao hoe efa mafy , tsy hafahafa loko, tsy maleny ny fotony
Dia afaka ataontsika 😉
Ces tatouages transforment des marques présentes sur la peau en véritables éléments du dessin. Cicatrices, vergetures ou autres irrégularités peuvent ainsi être intégrées directement dans le motif, au lieu d’être simplement dissimulées.
Certains tatoueurs adaptent même le dessin à la forme et à l’emplacement de la marque pour créer un résultat qui semble avoir été pensé spécialement pour cette zone. Une manière originale de détourner une particularité de la peau pour en faire une partie visible du tatouage.
25/09/2026
Salama tsara ?!
Manao azafady ry ireto a
Fa efa miezaka izahay manome valin-teny am-panajana be. Mazava tsara.
Fa misy fotoana vizaka ihany rehefa tratran’ny hafahafa ohatran’izao ary maro izy ao an … hatramin’ny olona nangalatra sary noforoninay dia izahay indray no anontaniany hoe inona no dikan’ilay izy kanefa efa nataony tany sady tsy tafavoaka ny kalitao …
Mba aleo samy mifanaja
23/09/2026
Afaka ataonay 😉
Eye Portrait 🫶🏻
Sponsored by SGoons Tattoo Supply Chikulet Tattoo SuppliesGlide Tattoo Products Inkcraft Pro Headhunter Numbing Spray
22/09/2026
C‘est poétique dans toutes les langues ✨
Un tatouage c‘est surtout une affirmation de soi 😉
21/09/2026
Une très bonne semaine à tous ⭐️
Avec passion et sans modération ✨
De la part de l‘équipe Moara 👌😃
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
