Jhay-C
“Sur cette page, vous trouverez des offres et contenus divers 💄🛍️🍴✨.
Rejoignez-nous et suivez la page pour rester au courant des dernières nouveautés et partages intéressants.”
08/08/2026
Tsisy olona ato izao izay ho avy 😍❤️
Aza tara ny amin'ny 5 ora hariva 🥰
Tsisy olona ato izao izay ho avy sady misy SOINS BOTOX GRATUIT raha manao volo PROMO 7-10k
08/08/2026
Noheveriko mba fantatrareo anie izy e 😁😍
08/08/2026
10 000 ar hatrany manao CURLY Raha manasa loha any antrano ianao 😍
Tongava Zao fa tsisy olona ato ❤️
Izay tonga amin'ny 7 ora maraina eo rahampitso mahazo BOUCLE GRATUIT daholo Raha manao volo PROMO 7000ar-10000ar 😍
07/08/2026
Na dia sasana aza ilay volo natao lissage Nouvelle Génération tato nefa CRÉPUS BE dia Mbola lisse bé Satria tena tsara ilay lissage, tsy natao hanimbana volo fa natao hanatsarana.na le volo vakivaky, simban'ny loko ... Tena voatsabo eo noho eo la 😁 😍raha tsy azonareo dia andramo fa PROMO 60000ar lissage indien
70000ar Brésilien
80000ar TANIN
MP Raha mila fanontaniana hafa
Tsisy olona ato izao izay ho avy 😍
Saika hanao volo GRATUIT indray Raha tsisy ho avy
7-10K
07/08/2026
Ny olona nanao lissage aza tsy nisy nitsoaka Sady afapo daholo no Mbola nividy SOINS LISSAGE sy shampooing sans sulfate koa. Curly kely 10 000 ar ve no mba hitsoaka 😁
NITSOAKA FA TSY ADINO, Fanahiniana ✅
Zay no nilazana azy hoe Sauvage ⚠️ Ratsy toetra
Sns ...
07/08/2026
Sady tsy matahotra an'Andriamanitra no tsy matahotra caméra. Ataonay souvenir 10eme anniversaire ianao ny any ty 😁😂
Aleo ho tara ny amin'ny 5 ora hariva eo fandefasanao ilay vola kely nitsoakanao Téo nanao curly 😂
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Manakambahiny-Tananarive
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 18:30 |
| Tuesday | 07:00 - 18:30 |
| Wednesday | 07:00 - 17:00 |
| Thursday | 07:00 - 18:00 |
| Friday | 07:00 - 18:00 |
| Saturday | 07:00 - 18:00 |
| Sunday | 07:00 - 15:00 |
