Mendrika Soa Shop

Mendrika Soa Shop

Share

Izahay dia fikambanam-behivavy manjaitra, mandray commande:
-polo , -pyjama , - jogging , -ensemble , -tailleur sns
Tongava ato aminay fa ho afa-po ianao.
🌹

Photos from Mendrika Soa Shop's post 10/06/2026

Mamy kely😍

Ho an'izao ririna izao, mety amin'ny zaza antsika✨

-pyjama tsra tarehy
-ensemble gasigasy
-peignoir mahafatifaty
-chemise ho an'ny boay kely

Mandray commande ho an'ny taillen-jaza rehetra.
Un à deux jours ihany dia livré🛵

mp prix mirary dia mirary

🌹

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo