Gileada SANTÉ
Gileada Santé dia Page izay hanomezana torohevitra mahasoa ho an'ny fahasalamanao.
31/07/2026
Miroso hatrany isika e !
📆Indro asehonay anareo hoe aiza isika no miaona amin'ny herinandro io 😊
📍Eny amin'ny Fier Mada indray ny fotoanantsika manomboka ny Alarobia 05 Août hatramin'ny Alahady 09 Août 2026 izao.
📍Ny toerana : kianja MAKI Andohatapenaka - STAND 113 - 114.
Tongava maro fa any indray izany ny consultation gratuite amin'ny herinandro izany 😊
#2026
31/07/2026
👉Fantatrao ve fa ny Vahona dia isan'ny manampy manasitrana ny fery any anaty taova fandevonan-kanina toy ny vavony ohatra ?
🍃Harena be ny zava-maniry.
📍Iza no efa nahita voka-tsoa tamin'ity ALOE MIEL Gileada ity ?
30/07/2026
Ny ALOE PUR Gileada dia nalaina tamin'ny nofotry ny karazana vahona iray izay tsy hita afa-tsy eto Madagasikara , mitondra ny anarana siantifika hoe "Aloe Macroclada".
Manankarena otrikaina maro, izay miasa mivantana amin'ny sela, ka mana-ela ny fahanterana.
⚠️Na izany aza dia mila fitandremana ny fampiasana azy raha misy maniry eo an-tokontaninao. Tsara ihany raha mahazo hevitry ny mpitsabo amin'ny fampiasana azy, na koa mampiasa an'ity efa voakarakaranay ity .
📍Hita eny amin'ny points de vente sy revendeurs agréés Gileada Santé rehetra ity vokatra ALOE PUR ity. Afaka atao livraison any amin'izay misy anao ihany koa 'alefa mp ny commande).
📍Hatramin'ny zoma 31 Jolay izao ny Consultation gratuite sy ny Fitiliana amin'ny vidiny mirary ety amin'ny Point de vente GILEADA Santé ety Soanierana.
😇Tongava maro ary e!
29/07/2026
Une seule plante, une multitude de bienfaits : l'aloe s'utilise de différentes façons pour soutenir votre bien-être naturel.
Chez Gileada Santé, nous avons choisi de valoriser les multiples facettes de l’Aloe en le transformant en différentes préparations : associé au miel 🍯, au noni, transformé en savon 🧼 ou simplement conservé sous forme de gel d’aloe brut.
Choisissez votre façon de profiter de l’Aloe vera !
📍 Retrouvez nos produits auprès de nos points de vente et revendeurs agréés.
Toute l'équipe de Gileada Santé adresse ses plus sincères remerciements à toutes les personnes qui sont venues visiter notre stand lors de la Foire Trano – 5ᵉ édition.
Votre présence, vos échanges, votre confiance et votre intérêt pour nos solutions de santé naturelle ont fait de cet événement un véritable succès. Ce fut un réel plaisir de vous accueillir, de répondre à vos questions et de partager avec vous notre engagement pour une santé durable par la prévention naturelle.
Nous remercions également chaleureusement les organisateurs de la Foire Trano – 5ᵉ édition pour leur confiance, leur professionnalisme et ce précieux partenariat qui nous a permis d'aller à la rencontre du public dans les meilleures conditions.
Merci à chacun d'avoir contribué à faire de cette édition un moment riche en rencontres et en partage.
À très bientôt pour de nouvelles aventures, et continuons ensemble à prendre soin de notre santé, naturellement. 🌿💚
28/07/2026
🩺 Votre santé mérite toute votre attention !
À l'occasion de la Foire des Médecins, nous vous invitons à venir rencontrer des professionnels de santé prêts à vous écouter, vous conseiller et vous accompagner dans votre démarche de prévention et de bien-être.
Au programme :
✅ Conseils médicaux
✅ Échanges avec des médecins
✅ Sensibilisation à la prévention
✅ Informations pour mieux prendre soin de votre santé au quotidien
Parce que prévenir vaut mieux que guérir, cette foire est une occasion unique de poser vos questions, de vous informer et d'adopter de bonnes habitudes pour une vie en meilleure santé.
📍 Nous vous attendons nombreux le 29 et 30 juillet sur le Campus de l'université de Vakinankaratra , pour partager ce moment dédié à votre santé et à celle de vos proches.
💙 Ensemble, faisons de la prévention un réflexe !
27/07/2026
🌳Miroso hatrany isika ho fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra.
👉Mikarakara ny TSENABE EZAKA II ny Commune Rurale Alarobia Manjakandriana, ary mandray anjara amin'izany ny Gileada Santé.
👉Ankoatra ireo seho sy lalao maro samihafa dia varotra fampirantiana ny vokatra any an-toerana no ho atao, ary ho hita eny ihany koa ny vokatra Gileada.
📆Tongava ary eny amin'ny Commune Alarobia Manjakandriana ny 28; 29 ary 30 Jolay.
25/07/2026
Miroso hatrany isika !
📍Miomakomana isika eny Antsahabe sy ny manodidina fa anjaranareo ny andalovan'ny dokotera amin'ny herinandro .
📆04 andro isika miaraka : 28 . 29 . 30 . 31 Juillet 2026, eo amin'ny point de vente Gileada Santé ANTSAHABE ( ampitan'ny Alliance française).
👉Misy tests maro mivaly eo no ho eo , atao eny an-toerana.
Araraoty sao hanavotra aina .
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Mahamasina
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:30 - 17:30 |
| Tuesday | 08:30 - 17:30 |
| Wednesday | 08:30 - 17:30 |
| Thursday | 08:30 - 17:30 |
| Friday | 08:30 - 17:30 |
| Saturday | 08:30 - 12:30 |
