Mobilier Bureau Professionnel

Mobilier Bureau Professionnel

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mobilier Bureau Professionnel, Bypass, Antananarivo.

🛋️ Votre expert en mobilier – créez des espaces uniques, chaleureux et inspirants ✨
🪑 Importateur & fabricant de meubles en mélamine sur mesure
💎 Alliez qualité, design et fonctionnalité pour un intérieur qui vous ressemble

Photos from Mobilier Bureau Professionnel's post 16/07/2026

🚨 Tena misy mbola mitady ARMOIRE 12 PORTES ve ato? 😍
Alohan'ny hijerena ny prix... ❓ Lazao aloha hoe aiza no hampiasanao azy?
🏢 Bureau
🏫 École
🏭 Entreprise
🏋️ Salle de sport
🏪 Magasin
👇 Valio amin'ny commentaire fa tena mahaliana anay valinteninao!
🔐 Armoire Métallique 12 Portes
✅ Dimension : 90 × 32 × 180 cm
✅ Robuste sy maharitra
✅ Compartiments 12 misaraka
✅ Mety hitahirizana dossiers, sacs, uniformes ary effets personnels
⚠️ Disponible fa voafetra ny stock.
💬 Soraty hoe "PRIX" na "INFO" amin'ny commentaire, dia alefanay avy hatrany ny vidiny sy ny détails.
📞 034 78 486 36

16/07/2026

✨ ARMOIRE MÉTALLIQUE ROBUSTE & PRATIQUE ✨
📂 Be rangement, mety amin’ny: ✅ Bureau professionnel
✅ Entreprise
✅ École
✅ Stockage documents
✅ Maison
💪 Solide, durable ary mora karakaraina
🔐 Azo antoka ny fitahirizana antontan-taratasy sy entana
✨ Design simple sy professionnel, mety amin’ny espace rehetra.
🔥 Disponible de suite
📦 Stock limité
☎️ Contact : 034 78 486 36

Photos from Mobilier Bureau Professionnel's post 16/07/2026

🛑 STOP SCROLL! 🛑
😩 Mbola miasa amin'ny latabatra tery sy tsy mahazo aina ve ianao?
✨ Fotoana izao hanovana ny espace de travail-nao!
💼 TABLE DE BUREAU MODERNE 📏 Dimensions : 120 × 60 × 75 cm
✅ Malalaka hiasana
✅ Design moderne sy élégant
✅ Matanjaka sy maharitra
✅ Mety ho an'ny bureau, magasin, école, cyber, na home office
💥 Ataovy mahafinaritra sy mahomby kokoa ny fiasanao isan'andro!
📦 Disponible de suite
📲 Commentez "BUREAU" dia halefanay ny sary sy ny détails rehetra.
📞 Contact : 034 78 486 36
⚠️ Stock limité — Aza miandry ho lany vao hanontany!

Photos from Mobilier Bureau Professionnel's post 15/07/2026

🪑 BYE BYE ny seza mavesatra sy maka toerana! 👋✨
Mitady chaise pratique, solide ary élégante ho an'ny bureau, salle de formation, école na événement ve ianao? 😍
💯 Ity Chaise de Formation Pliante ity no safidy tonga lafatra!
✅ Confortable – Mahafinaritra hipetrahana mandritra ny formation na réunion.
✅ Pliable – Aforitra mora, mitsitsy toerana rehefa tsy ampiasaina.
✅ Solide & Durable – Vita amin'ny plastique rigide de haute qualité sy acier chromé matanjaka.
✅ Design moderne – Mampiavaka sy manatsara ny endriky ny espace-nao.
📏 Dimensions : 40 × 45 × 90 cm
🎯 Parfaite pour :
📚 Centre de formation
🏢 Bureau
🏫 École
🎉 Salle de conférence & Événements
⛪ Église sy salle polyvalente
💥 Investissement kely, confort sy professionnalisme lehibe!
📞 Commande & Infos : 034 78 486 36
⏳ ⚠️ Stock limité! Aza miandry ho lany vao hiantso. Réservez dès aujourd'hui ary omeo endrika matihanina sy milamina ny espace-nao!
💬 Asio "INFO" na "PRIX" eo amin'ny commentaire dia halefanay avy hatrany ny détails. 👇

Photos from Mobilier Bureau Professionnel's post 15/07/2026

📢 ARMOIRE MÉTALLIQUE 2 PORTES – Solide, pratique & élégante ! 🔥
Mitady armoire matanjaka hitahirizana documents, vêtements, outils na matériels? Ity no vahaolana tonga lafatra! 👌
✅ Dimension : 85 × 40 × 185 cm
✅ Matière : Acier métallique de haute qualité
✅ Robuste & durable 💪
✅ Facile à nettoyer
✅ Idéal ho an'ny bureau, magasin, école, atelier na ao an-trano.
📦 Disponible de suite
📞 Commande & renseignements : 034 78 486 36
💬 Aza miandry ho lany stock! Antsoy na alefaso message dieny izao.

Photos from Mobilier Bureau Professionnel's post 15/07/2026

🚨 Tena mila TABLE DE RÉUNION lehibe ve ny bureau-nao? 👀
Raha efa tonga amin'ilay fotoana hoe tsy ampy toerana intsony ny table , dia ity no vahaolana! 👇
✨ TABLE DE RÉUNION GRAND FORMAT
📏 Dimensions : 240 × 100 × 75 cm
✅ Design moderne & professionnel
✅ Malalaka, mahazaka olona maro
✅ Mety tsara ho an'ny entreprise, bureau, salle de réunion, association na école.
💼 Ny espace de réunion madio sy voalamina dia mampitombo ny sérieux sy ny fahatokisan'ny clients sy collaborateurs.
📦 Disponible de suite
📞 Contact : 034 78 486 36
👇 Asio commentaire hoe "INFO" na "PRIX" dia alefanay avy hatrany ny détails.
💬 Tagueo koa ilay namanao na entreprise mila manavao ny bureau-ny!

15/07/2026

💺 FAUTEUIL DIRECTION EN CUIR PREMIUM 💺
Raha mandany ora maro ao amin'ny bureau ianao dia aza manaiky seza tsotra. Omeo anao ny confort, ny élégance, ary ny prestige mendrika anao. ✨
✅ Dossier inclinable de 40° à 135° ➡️ Mety amin'ny travail intensif ➡️ Mety amin'ny pause sy détente rehefa reraka
🛋️ Revêtement en cuir de qualité
✔️ Chic & moderne
✔️ Résistant
✔️ Facile à nettoyer
📏 Dimensions : 115 × 65 × 70 cm
💼 Parfait pour :
✔️ Directeur
✔️ Gérant
✔️ Entrepreneur
✔️ Bureau professionnel
✔️ Home Office
💯 Tsy vitan'ny hoe manatsara ny confort... Fa manome image professionnelle sy haut de gamme ny espace de travail-nao ihany koa.

☎️ 034 78 486 36

⚠️ Stock limité ! Premier arrivé, premier servi.
💬 Asio "PRIX" na "INFO" en commentaire dia halefanay avy hatrany ny détails sy ny tarif.

Photos from Mobilier Bureau Professionnel's post 15/07/2026

🔥✨ TABLE BUREAU EN L – Le bureau qui change votre façon de travailler ! ✨🔥

😩 Mbola miasa amin'ny bureau tery, mikorontana ary tsy ampy espace ve ianao ?

💡 Il est temps de passer à un niveau supérieur !
Avec cette Table Bureau en L, profitez d'un espace de travail moderne, pratique et élégant izay hanampy anao hiasa amin'ny confort sy organisation isan'andro.

✅ Plus d'espace pour travailler sereinement 💻 Place pour ordinateur, écran, imprimante et accessoires 📂 Dossiers sy fournitures voalamina tsara 🏡 Idéal pour le bureau, le télétravail ou votre espace de travail à la maison.
📏 Dimensions :
✔ Bureau principal : 140 × 70 × 75 cm
✔ Retour en L : 120 × 40 × 68 cm
🎯 Parfait pour : 👨‍💼 Bureau professionnel 👩‍💼 Direction & secrétariat 💻 Télétravail 🎓 Étudiants 🚀 Entrepreneurs & Freelancers
✨ Ses atouts :
✔ Design moderne & élégant
✔ Solide et durable
✔ Gain de place intelligent
✔ Finition propre et soignée
✔ Confort de travail optimal
🔥 Disponible de suite
📦 Démontable – Sous carton d'origine 🚚 Livraison possible
📞 Commandez dès maintenant : 034 78 486 36
💬 Commentaire : "PRIX" na "INFO" dia alefanay avy hatrany ny détails rehetra.

Photos from Mobilier Bureau Professionnel's post 11/07/2026

✨ Bureau milamina = Asa mahomby sy fahombiazana ✨
Ny armoire métallique bureau dia tsy meuble tsotra fotsiny…
🔥 fa tena vahaolana intelligent hanatsarana ny organisation-nao isan’andro.
✅ Documents voalamina tsara
✅ Antontan-taratasy voaaro sy voatahiry tsara
✅ Espace de travail madio sy professionnel
Rehefa milamina ny toerana iasanao dia lasa: 💡 mora kokoa ny mifantoka,
💡 haingana kokoa ny fitadiavana antontan-taratasy,
💡 ary mahomby kokoa ny asa ataonao.
🏢 Ho an’ny bureau, entreprise, na espace de travail ao an-trano, ny armoire métallique dia safidy pratique, solide ary maharitra.
📌 “Ny réussite dia manomboka amin’ny organisation-nao sy ny toerana iasanao.”
🔥 Ataovy niveau supérieur ny bureau-nao anio!

Photos from Mobilier Bureau Professionnel's post 11/07/2026

🔥 MILA BUREAU MANDAMINA SY MATIO? ITY NO VAHAOLANAO! 🔥
📂 Dossiers miparitaka? Documents tsy voalamina?
Ataovy madio sy professionnel ny espace de travail-nao miaraka amin’ity Armoire de Bureau 2 Portes ity ✨
🪵 Design moderne – solide – élégant
✅ Mahazaka dossiers, archives, fournitures ary documents maro
✅ Manampy anao hitazona bureau propre sy organisé
✅ Matériau mélamine kalitao, maharitra
✅ Mety amin’ny bureau, école, magasin, entreprise
📏 Dimensions : L80 × l40 × H185 cm

💼 Safidy tonga lafatra ho an’izay mitady rangement pratique sy professionnel!

📞 Commande / Info : 034 78 486 36
⚡ Stock limité – aza miandry ho lany!

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Address


Bypass
Antananarivo