Ma Beauté
Salon de coiffure et esthetique
26/11/2025
bonjour 😘😘😘promotion du 5000ar 😘😘brushing 5000ar ( na lava na fohy volonao),pose faux ongle avec vernis permanent 10000ar , coloration 15000ar ( meche tete entiere) ,coupe 2000ar ( izay coupe mety aminao ) tel 0346874837
30/10/2025
bonjour 🥰🥰🥰aza adino fa ny antsika promotion fona ny manao volo a🥰 5000 ar( na lava na fohy volonao) ra finition stempod ou boucke dia 10000ar ( na lava na fohy volonao ) toerana misy anay anosizato est akaikin' ny shop airtel ou ambohimanandray ambomanarina batiment salone taloha ,tel: 0346874837🥰 Misokatra ny lundi
au samedi : 7h a 17h30 ,Dimanche :6h a 12h 😍
16/09/2025
bonjour 🥰🥰ho antsika clientes Ma beaute 🥰dia tsara mampafantatra antsika fa mbola mitohy fona promotion manao volo ato salon satria dia 5000ar ( na lava na fohy volonao) brushing + finition fer si finition stem pod dia 10000( na lava na fohy ) tongava f vonona fooana izahay equipe ho anareo ,toerana misy anay dia anosizato est akaikin' ny shop telma na ambohimanandray ambohimanarina batiment salone taloha 🥰🥰
31/10/2024
Tiko ny asako🥰promotion fona ato aminay satria 5000ar efa vita manjab volonao 🥰🥰🥰tongava manao manjamanja daholo🥰
22/05/2024
Bonjour 😍😍 nohon'ny fankalazana faha-6 taonan'ny salon "𝗠𝗮 𝗯𝗲𝗮𝘂𝘁𝗲" dia misy promotion atao hoantsika cliente 🥰🥰
🌸 brushing + finition steam styler : 5000ar
🌸 brushing + steam pod : 10000ar (na lava na fohy ny volonao)
✅ Aza adino fa mbola misy ireo prestation hafa : épilation, coloration, pose faux ongles avec vernis permanent
Tongava maro fa fête des mère koa isika izao ka mila manao metimety daholo maman.
Toerana misy anay : Anosizato est ou Ambohimanadray Ambohimanarina 😍😍
Tél. 𝟬𝟯𝟰𝟲𝟴𝟳𝟰𝟴𝟯𝟳
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Anosibe
Antananarivo
101
