I Our Institute
Salon de beauté ℹ️ - Our Institute
Rendez-vous au : 📲 034 81 008 19
28/09/2026
Ao tsara daholo ve ???
Ndao isika anao promotion Base Acné fa sitrana ity madame kely ity 🥰🥰 ... tsy misy mony be intsoiny izy rehefa nampiasa base fa dia tache ndray zao no manaraka ...
Anio sy rahampitso iany ilay Base Acné no promo dia vita izay dia miverina tarif normal isika les loulous 🥰🥰😘😘
Coucou Mumu Glow manja be selie a 🥰😘😘
☎️ 0348100819
27/09/2026
Bon dimanche mes loulous 🥰
Hiresaka kely momba anito 31octobre ito aho manomboka rahampitso fa te hiteny fotsiny aho hoe aza adino manao routine fa manomboka mafana ny andro ...
Ho avy ny écran solaire fa midira MP dieny izao manao commande 🥰🥰
☎️ 0348100819
25/09/2026
Na miasa na tsy miasa na miasa na tsy miasa ndray dia izahay misokatra anio eny Andravoangy 😛😅
Fa efa aty AMBATOLAMPY ny Admin miandry anareo les filles 🥰🥰
☎️ 0348100819
22/09/2026
Bonsoir les loulous 🥰🥰
Vonona indray ve ianareo AMBATOLAMPY ??? Andalo aho amin’ny Zoma ho avy izao ka raiso ny rendez-vous anareo ary 🤗🥰
Any indray izany miona amin’ny Zoma 25Septembre 2026 manomboka amin’ny 08ora maraina aho no mandray ka hatramin’ny 06ora hariva tsy miato 🫡🤫🥰
☎️ 0348100819
18/09/2026
Nareo koa ve manana Meilleure amie d’enfance ??? Zaza niara nianatra zahay dia tena oe aty aoriana mbola eny iany na dia tsy miona matetika aza ...
Misaotra nandalo aki ma cherie Ra Lal'aiko dia gros bisous hatrany 🥰😘😘
Nanao soin du visage izy dia nanao Coupe et brushing ary dia nanao Hoho iany koa 🥰🥰😘😘
Ndao anao journée Bestie rahampitso ary e ... ataotsika 15 000ar soin anareo sy Bestie dia mahazo -25% ny Gamme complète ho any rahampitso iany aki mes loulous a 🥰🥰🥰😘😘
☎️ 0348100819
Raha tsy afaka mandalo salon ianareo dia izao afaka mankany aminareo ☺️
Eny akia efa afaka manao soin a domicile aho izao les loulous 🥰🥰🥰
Alaivo dieny izao ny rendez- vous anao ... afaka ataotsika ilay heure de pause iny any bureaux anareo anie e 🤗🤗🥰🥰
☎️ 0348100819
12/09/2026
Coucou les loulous 🥰🤗
Misy gamme Af1 anakiray ato ary misy gamme classique 7 omena anareo - 30% ho anireo izay maka azy anio ... raha livrena dia livraison gratuit ary raha mandalo salon ianareo dia mahazo soin gratuit koa anefa 😇🥰🥰
Aiza indray no ahita fa miandry anareo sisa 😊😘😘
☎️ 0348100819
10/09/2026
Tsy voatery ampiasa fond de teint aki raha te hanana tarehy madio sy salama fa afaka manao soin ndry dia manao routine naturel hatrany 🥰🥰😍😍
Coucou a ma bestie d’amour Tsikiniaina Ramanantsoavina 😘😘
☎️ 0348100819
Clear Joy & Clear soap ☺️🤩
☎️ 0348100819
05/09/2026
Hey Guuys 😇🥰
Salama ve lisany ao e 🥰🥰🥰
Misokatra izahay anio an ... efa miandry anareo ny equipe rehetra 🥰🥰🥰
Soin & diagnostic
Epilation
Soin curly & Soin capillaire
Onglerie
Brushing
🏢 Andravoangy mahavoky face Quincaillerie Mod dia misokatra iany koa ny etsy Ambatomainty
☎️ 0348100819
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 19:00 |
| Tuesday | 09:00 - 19:00 |
| Wednesday | 09:00 - 19:00 |
| Thursday | 09:00 - 19:00 |
| Friday | 09:00 - 19:00 |
| Saturday | 09:00 - 19:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when I Our Institute posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
