Kaliana Ongles
Onglerie Manucure Pédicure SPA Soin callosités
01/08/2026
💅🌿 Hello août !
Un nouveau mois commence, une nouvelle occasion de prendre soin de vous. Des ongles soignés, élégants et réalisés avec minutie pour vous accompagner tout au long du mois.
Merci à toutes celles qui nous font confiance. Nous avons hâte de vous accueillir chez Kaliana Ongles.
Prenez rendez-vous dès maintenant et offrez à vos mains la beauté qu'elles méritent.
📞 Contact: +261 38 37 780 51
28/07/2026
🥰 Misaotra manokana tsy manadino mandalo rehefa mandalo Ankazobe
---
🍫🌿 Naturels, élégants ou plus audacieux, vos ongles méritent une pose qui vous ressemble.
Chez Kaliana Ongles, chaque prestation est réalisée avec soin pour révéler votre style et mettre vos mains en valeur.
Prenez rendez-vous, nous nous occupons du reste.
❤️ Merci pour votre confiance renouvelée et pour votre fidélité. Chaque rendez-vous est un vrai plaisir, et nous sommes heureux de vous accompagner pour sublimer vos ongles.
19/07/2026
💕 Aza variana amin'ny hohon'olona tsara karakara fa izy anie naka rendez-vous, dia nanao izay nahafapo sy mety aminy e.
Na handeha vacances ianao na tsia, ianao dia mendrika hokarakaraina sy ho kanto.
🌴Manucure aux tendances de ces vacances 2026.
Ici, les Polka Dots et le Cat Eye se déclinent dans une teinte rouille, à la fois chaleureuse et élégante.
Parce que vos ongles méritent les meilleurs soins.
17/07/2026
🌿 Tsy mila miandry fotoana na antony manokana izany ianao. Ny fisianao anio dia efa antony lehibe hikarakaranao ny tenanao. Ary mendrika ny tsara indrindra ianao, isan'andro.
🏡 Afaka mandeha manantona any amin'ny misy anao raha karakaraina koa ianao fa afaka raisiko aty amin'ilay toerana mamikely aty ambadikin'ny district koa.
📌 Tsotra kely ny maka rendez-vous: mandefa MP fotsiny dia izay ary mbola tsy misy sarany fa maimaimpona 0 Ar ny mamandrika fotoana andraisako anao manokana.
Kaliana Ongles
15/07/2026
🌿 Rehefa efa ela loatra tsy nokarakaraina ny hoho, dia mety hihamatevina sy hiraikitra ny sela maty manodidina azy, ka manala ilay endriny madio.
Raha efa ela kosa no nisy fikarakarana manokana natao taminy, toy ny fanalavana na fanamafisana azy, dia miharihary kokoa ilay hoho mandroso mialava izay tsy mitovy intsony ilay endriny madio sy mirindra tamin'izy mbola vao vita karakara.
Mba hitazomana ny akanton’ny hoho sy ny endriny voakarakara foana, dia tsara ny manao fikarakarana (entretien) isaky ny 3 herinandro, na aloha kokoa raha ilaina.
Rehefa vita ny rendez-vous dia tsara ny mamandrika sahady ny fotoana manaraka, mba hitohizan’ny fikarakarana.
Aza avela ho simba ny hohonao vao mikarakara azy.
13/07/2026
🌿 Tendances nail art 2026 sur Extension sur-mesure
Ho an'izay maharaka: Les effets comme Cat Eye, Chrome 3D Bangle Polka dots..
By Kaliana Ongles
🌿 Nalainy vidéo 'za nanao ny hohony dia hoy 'za hoe' ndeha ataoko vidéo... 🥰
📒📱 Aza misalasala maka rendez-vous
🏡 Toerana mamy kely andraisako anareo: Ankazobe ambadikin'ny district, tsy lavitry ny "station" 'ny fiara mandeha Tanà
💎 Manomboka amin'ny 25.000 Ar hatrany ny fikarakarana hoho ato amin'ny Kaliana Ongles ho fanomezana fahafaham-po sy fitsinjovana ny fahasalaman'ny hoho antsika
Raha asiana tovana hoe alavaina ny hoho ato amin'ny Kaliana Ongles dia na Extension sur-mesure na Popits na Capsule en Gel sans colle. Raha ny alavan'ny hohonao ihany dia Gainage. Raha fohy sy mitana tsara ny hoho dia misy ny semi-renforcée. Tsara be daholo ny résultat no sady mandalo soin personnalisé daholo rehefa anao pose amin'ny hoho. Aza manahy fa rehefa tonga aty azavaiko tsara sy atoroko anao arakarak'izay tadiavinao izay mifanaraka amin'ny hohonao.
fans 🥂
07/07/2026
☘️ Mini restock, motivation rechargée 😍
On continue d'avancer, de progresser et de vous offrir le meilleur, jour après jour.
03/07/2026
💅 Zavatra roa (02) ihany raha te-anana hoho natoraly lava amin'izay itianvanao azy:
- lanjalanjaina itondra otrikaina feno ny sakafo hoanina amin'ny andavan'andro, tsy adino ny misotro rano.
- karakaraina sy arovana amin'ny dona sy izay mety animba azy ny hoho: afaka ataonao ny manaraka soin miaraka amin'ny Gainage miaro ny hoho any amin'ny mpikarakara hoho sady afaka asina izay haingo mahafinaritra anao na atao "effet naturel" tsotsotra koa.
Fanamarihana: Ohatran'ny volo ihany ny hoho raha tsorina. Misy karazany efa hatrany ambohoka isakin'ny olona: misy efa mora lava mihitsy, manify, matevina, sns. Kanefa na tsy mety lava mihitsy izy na dia mtevina ihany aza satria raha vao voadona dia tapaka. Dia tsy hoe tsy misy azo atao fa afaka atao tsara ny mikarakara azy any amin'ny mpanao hoho dia mahazo izay alavan'ny hoho natoraly mampahazo aina anao ianao ka itondra afaliana anao ny mahita ny hohonao tsara karakara amin'izay. 😍
01/07/2026
☘️ Hello July!
Mamy ery ianareo izay tsy manadino maka rendez-vous mba hitazomana ny hohonareo ho voakarakara tsara hatrany, na dia tsy arako aza tato ho ato ny nandefa rappel de soin sy ny publication ato amin’ny pejy noho ny pitsopitsony maro iandraiketana ato amin’ny salon.
Manomboka amin'ny sarany 25.000 Ar hatrany ny fikarakarana hoho ka aza misalasala ho an'izay vao anomboka ikarakara hoho iaraka aminay.
Misaotra indrindra amin'ny fahatokisanareo an'i Kaliana Ongles.
🏡 Toerana: Ankazobe
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ankazobe 108
Antananarivo
