Dr AINA Naturopharma
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dr AINA Naturopharma, Health/Beauty, Naturopharma Sabotsy Namehana (près de la pharmacie S Namehana), Antananarivo.
03/08/2026
Mahafinaritra sy tsara tohizana fa indrindra tsara alain-tahaka izao hetsika ara-pahasalamana izao satria tena ilain'ny tanora izay hoavin'ny firenentsika rahatrizay. Ndao tohizana!!!
Feno fankasitrahany ireo tompon'andraikitra🙏
29/07/2026
"Journée régionale de la santé Vakinankaratra 2026"
aty ihany koa ny equipe .
Naturopharma Officiel
❌ Vizana be nefa vao mifoha
❌ Tara foana isa-maraina
❌ Mikorontana ny tontolo andro
❌ Toy izay indray rahampitso
👉🏻 Tsy ny ora fifohazana no olanao fa ny ora fatoriana
Manàna ora fatoriana mahazatra sy aloha isanandro, ary asio fetra ny ora fijerena écran.
🎯 Zaro mandritry ny 21andro ny vatanao dia ho hitanao ny fiovana.
Andramo fotsiny àry aloha 🤞🏻🤞🏻🤞🏻
#038 72 397 42
26/06/2026
Miarahaba antsika tratr'izao asaramanitra izao!
Asandrato AVO ny maha malagasy anao ary IREHAREHÀO fa io no anao🥰
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra🥳 🥳🥳
23/06/2026
TAFIDINA 0°C NY MARI-PANA... ANDRO RIRININA MARINA
Araky ny voalazan'ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro dia nidina be ny mari-pana ambany eto amin'ny faritra vakinakaratra sy analamanga :
- Vakinakaratra : 0°C h@ 5°C
- Analamanga : 5°C h@ 9°C
📌 Ny faritra rehetra teto Madagasikara moa dia saika nangatsiaka be daholo omaly.
🥶 Mety mbola hitohy ao anatin'ny 3 andro misesy io hatsiaka be io, indrindra rehefa amin'ny alina sy rehefa diva-haraina.
⚠️ Mila mitandrina:
👶 Ny zaza madinika
👵 Ny zokiolona
🤒 Ny olona marefo na manana olana ara-pahasalamana
✅ Manao akanjo mafana tsara 🧥🧣
✅ Mampiasa bodofotsy sy fitaovana manome hafa-nana 🔥
✅ Misotro rano sy zava-pisotro ☕
✅ Miezaka tsy hivoaka maraina be na amin'ny alina raha tsy tena ilaina 🌙
✅ Miaro sy mijery akaiky ireo olona marefo eo amin'ny manodidina 🤝
↗↗🔝 Ampiakaro ny hery fiarovana : misotro rano mamay nasiana sakamalaho.
Raha manana maxi zinc, avy hatrany dia misotroa 1 sarony maraina sy hariva (na ankizy na lehibe).
Zarao mba ho fanampiana ny hafa satria Samy Salama no Tsara 🇲🇬💙
08/05/2026
🥰
SUPER OLIGOKIDS
20/03/2026
Ne t'arrête jamais!
Avance toujours!
🥰❤️😘
19/03/2026
ARAHABAINA NAHATRATRA NY TAOMBAOVAO RY MALAGASY 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Ho ambinin-tsaotra sy hitombo Hasina ary handairam-bavaka e !
Tsy ho diso ny sambatra sy ny manan-jara,
Ka ho mamy tian'ny vola sady hangidy lavitry ny faty.
Ny velonkasina to teny sy mamihoditra.
Manaova fety sambatra daholo 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Zoky Andry Mampifaly
Taom-baovao Malagasy
038 72 397 42
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Naturopharma Sabotsy Namehana (près De La Pharmacie S Namehana)
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 16:00 |
| Tuesday | 08:00 - 16:00 |
| Wednesday | 08:00 - 16:00 |
| Thursday | 08:00 - 16:00 |
| Friday | 08:00 - 16:00 |
| Saturday | 06:00 - 06:15 |
| Sunday | 06:00 - 06:15 |
