OKLG Ankorondrano
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from OKLG Ankorondrano, Nail salon, ANKORONDRANO, Face à Henry Fraise et LUXE OPTICA, Antananarivo.
OKLG Le Bar à Ongle:
✨Arret de bus Henri Fraise, Ampitany Lux-Optica
⭐️Pose Faux Ongles, Pose en Gel, Maquillage , Coiffure.
❤️Ouvert du Lundi au Samedi de 8h à 18h
Avec ou sans Rendez vous : 034 35 666 79
04/08/2026
Prix de gros : 3 paquets 20 000 ariary ✨
Postiches!
Afaka afangaro ny couleurs!
OKLG Ankorondrano : arret de bus Henri Fraise
04/08/2026
Promotion 55 000 ariary! ✨
OKLG Ankorondrano : arret de bus Henri Fraise.
Livraison Tana et Provinces !
03/08/2026
Liquidation à partir de 45 000 ariary! ✨
OKLG Ankorondrano : arret de bus Henri Fraise.
Livraison Tana et Provinces !
03/08/2026
Go Somaroho 🎉
Promo be ! 45 000 ariary ny robes OKLG !
02/08/2026
✨ COUCOU LES GIRLS! ✨
Te-hanao extension d’ongles en gel vaovao ve ianao fa tsy hita fona izay ny forme tena mety aminao? 💅
Aza mi-stress! Indro misy guide kely hanampy anao hisafidy ny bika mety indrindra amin'ny rantsan-tananao sy ny fomba fiainanao:
1. 💖 Forme Amande
Ho an'iza? Mety amin'ny karazana tanana rehetra!
Inona no tombony? Mampiseho ny rantsan-tananao ho lava sy manify kokoa. Élégante sy chic be foana.
Tena mety raha: Tia style classique sy manara-penitra ianao.
2. 🔲 Forme Carrée
Ho an'iza? Ho an'ireo manana rantsana lava sy hohon-tanana tery.
Inona no tombony? Look moderne sy madio tsara.
Tandremo: Mora kentsona kely ny sisiny raha be asa tanana ianao.
3. 🌸 Forme Ovale
Ho an'iza? Ho an'ireo manana rantsan-tanana fohy na miendrika boribory.
Inona no tombony? Mampisy endrika naturel sy malefaka, sady mafy tsara tsy mora tapaka!
Tena mety raha: Be mihetsika ianao saingy te-hahazo tanana tsara bika.
4. 🩰 Forme Coffin / Ballerina
Ho an'iza? Ho an'ireo tia hoho lava sy te-hampiseho style glamour.
Inona no tombony? Tendance be amin'izao fotoana izao! Miavaka satria maranitra ny sisiny fa tapaka ho carré ny lohany.
Tena mety raha: Mamonjy feti-be na te-ho standout!
5. ⚡ Forme Stiletto (Pointu)
Ho an'iza? Ho an'ireo girls sahala sy tia look bold sy fashion!
Inona no tombony? Manintona ny mason'ny olona avy hatrany sy mampiavaka anao.
💡 Conseil Pro:
Raha mbola vao manomboka manao extension en gel ianao na be miasa amin'ny tanana (tapy ordinateur, asa an-trano...), ny Forme Amande na Ovale no tena sécurisé sy maharitra indrindra! 😉
👇 Ary ianao, inona ny forme tianao sy mahazatra anao indrindra?
Tag-eo amin'ny commentaire ny copine-nao mila ireto conseils ireto! 👇
02/08/2026
Ensemble 2 pieces : 95 000 ariary✨
OKLG Ankorondrano : arret de bus Henri Fraise.
02/08/2026
Combishort : 55 000 ariary.
OKLG Ankorondrano : arret de bus Henri Fraise.
Taille M L XL 2XL
01/08/2026
Robe: 95 000 ariary! ✨
OKLG Ankorondrano : arret de bus Henri Fraise, akaiky ny Canal+
Mandefa colis en provinces
01/08/2026
✨ RECRUTEMENT | PROTHÉSISTE ONGULAIRE ✨
Nous recherchons une prothésiste confirmée et passionnée, maîtrisant le gel & le nail art. 💅🏻
Une belle expérience et une vraie maîtrise du métier sont indispensables. 🤍
Poste réservé aux professionnelles expérimentées.
30/07/2026
Nail Art Madagascar : arret de bus Henri Fraise.
Chez OKLG
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Address
ANKORONDRANO, Face à Henry Fraise Et LUXE OPTICA
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 08:00 - 18:00 |
| Wednesday | 08:00 - 18:00 |
| Thursday | 08:00 - 18:00 |
| Friday | 08:00 - 18:00 |
| Saturday | 07:30 - 18:00 |
