Butterfly
@butterfly�
14/02/2026
Aujourd’hui, portez votre amour avec style.
Tee-shirts pour couple, parfaits pour une journée spéciale à deux ✨
Confortables, tendance et pleins d’amour 💕
📏 Tailles disponibles : S – M
💰 Prix : 30.000Ar (livraison gratuite)
📩 Commande en message privé
📦 Stock limité – aujourd’hui seulement
01/01/2026
25/12/2025
🦋 Butterfly vous souhaite un très joyeux Noël 🥰
Que la magie de Noël illumine chacun de vos instants ✨🎄
Misokatra isika rahampitso a🥰 afaka mandray anareo izahay @ 8h hatramin'ny 17h😊
04/09/2025
Fa raha mba calme e🤣🤣🤣
Bonne soirée daholo foana e🤣🤣
02/09/2025
Andao indray ary isika hanao formation e🥰
04jours dia efa ampy ahafehezanao ny momban’ny onglerie rehetra👌🏻
Koa aza misalasala ary miantso anay na mandefa mp raha liana te ho lasa prothésiste en onglerie ianao😊
Frais de formation: 150.000ar/04jours
Lieu: Manakambahiny
26/08/2025
Rehefa ilay maimaika anenjika rendez-vous iny de tsy mahavita misakafo intsony… naleony nentiny ny sakafo marainany de teo ampanaovana hoho izy no nisakafo😂 tsy maninona anie rehefa tsy mipelipelika be fotsiny e🤣🤣
20/08/2025
Tonga indray anay e🥰
Tsy de misy ambara fa manasa anareo hatrany ho avy izahay😊
Na hanao hoho na volo, aza manahy fa ho afa-po ianareo🥰
Ny offre atsika 03 prestations pour 25.000ar dia mbola mitohy hatrany🥰
07/08/2025
Tianay ihany no mampahafantatra anareo fa tsy misokatra izahay amin’ity herinandro ity a🥰
28/07/2025
Ianareo anie afaka mihantahanta kely otran’izao e🥰
@ sabotsy ho avy izao misy formation indray😊
40000ar etohanay ny sakafonao atoandro
Aza misalasala ary manontany e🥰
23/07/2025
Noho ny fangatahanareo dia ity ary ilay formation ahaizana zavatra maro kanefa mirary dia mirary🥰
Natokana ihany koa ho an’ireo tsy afaka mianatra isan’andro kanefa te ahafehy izany onglerie izany.
40.000ar ny frais de formation (izahay no miantoka ny fitaovana sy ny SAKAFONAO ATOANDRO)
SABOTSY 8h à 16h30 no mianatra.
Koa aza misalasala ary miantso ny laharana 0343957126 na mandefa hafatra miafina.
NB: voafetra ny toerana
Toerana ianarana: Manakambahiny
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
