Femina bio
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Femina bio, Beauty, cosmetic & personal care, Analakely, Antananarivo.
🏵️ "Révèle la beauté de ton intimité"
🎉Confort, fraîcheur & confiance au quotidien
🌿 Soins raffinés qui respectent ton corps
💖 FEMINA BIO – L’élégance jusque dans ton intimité
Contact: 038 16 005 98
🤔Impiry isan'andro no tokony anasana an'i petasoa, araka ny hevitrao 🤩👇?
14/10/2026
🌸 𝗦𝗮𝗻𝘀 𝘀𝘂𝗹𝗳𝗮𝘁𝗲, 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗵𝘂𝗶𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗽𝗮𝗹𝗺𝗲 : 𝗾𝘂𝗲 𝘀𝗶𝗴𝗻𝗶𝗳𝗶𝗲𝗻𝘁 𝘃𝗿𝗮𝗶𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗰𝗲𝘀 𝗺𝗲𝗻𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀 ? 🤔💗
🔸Sans sulfate : cela signifie que la formule ne contient pas de sulfates. Certains sulfates peuvent être irritants pour les peaux sensibles.
🔸 Sans huile de palme : cela signifie que l’huile de palme n’est pas utilisée dans la formule.
🌸 Pourquoi choisir NATURA Gel Intime ?
✔️ Pour une toilette intime externe tout en douceur.
✔️ Sans sulfate.
✔️ Sans huile de palme.
✔️ Flacon 100 % végétal.
✔️ Testé sous contrôle gynécologique.
💗 NATURA : prenez soin de votre hygiène intime avec douceur !
📍 Bio Cosmetique Analakely en face Paositra Malagasy (ESPLANADE)
📞 0381600598
12/10/2026
😅 Iza koa no mba te ahita anio helika mainty io hiverina ho lasa madio sy malama indray 🤩??
👉💙Ampiasao tsy tapaka ary ny crème BIOCARMA dia ho hitanao ilay fiovana
📍 Bio Cosmetique Analakely en face Paositra Malagasy (ESPLANADE)
📞 0381600598
11/10/2026
⚠️Aza rase-na matetika loatra ny helika raha tsy tianao ho lasa mainty .
09/10/2026
⛔👉ASTUCE KELY HO ANTSIKA TE HANALAVA VOLO NEFA TSY METY MANIRY MINTSY 💇
👉 1/ Aza dorana matetika ny volo! 🔥
Ny fampiasana fer à lisser sy brushing matetika dia mety hanimba ny fibre capillaire, hahamaina ny volo ary hampitombo ny fahatapahany. Vokany? Na mitombo aza ny volo, dia mety ho tapaka ny tahony ka lasa tsy mihalava mintsy 🥺
2/ Aza atao ambanin-javatra ny fikarakarana azy
Ny fikarakarana ny hodi-doha sy ny fampiasana produit adaptés dia anisany mitazona ny volo ho salama sy mitombo hatrany .
3/ Ampidiro ao anatin’ny routine-nao ny GAMME COMPLÈTE TSIRY VOLO 💗
🔸Poudre capillaire : soin botanique ho an'ny fampaniriana ny volo.
🔸 Sérum capillaire : manamafy ny tahom-bolo sy manala ny vakivaky
🔸Crème coiffante : manalefaka ny volo, mampangirana ary mampalama
📍 Bio Cosmetique Analakely en face Paositra Malagasy (ESPLANADE)
📞 0381600598
08/10/2026
Ho anareo izay mbola manontany hoe “Aiza marina no misy anareo?”, ity ny fanazavana fohy sy mazava. 😊👇
📍 ANALAKELY — eo ampitan’ny PAOSITRA MALAGASY
Rehefa tonga eo amin’ilay toerana ianao, dia hahita mpivarotra sakafo roa. 🍛🍽️
👉 Eo anelanelan’ireo mpivarotra sakafo roa ireo no mitsofoka.
➡️ Araho fotsiny ilay lalana miditra ao anatiny.
➡️ Rehefa manaraka ilay lalana ianao dia hahita ny plaque “BIO COSMÉTIQUES” 💚
➡️ Ato no misy anay tompoko! 🥰
📸 Araho tsara ilay sary fa nasehonay mazava amin’ny zana-tsipìka mena ny toerana sy ny lalana tokony haleha.
💚 BIO COSMÉTIQUES ANALAKELY
08/10/2026
Fraîcheur – Douceur – Confiance 💕
😁Iza amin'ireo no zavatra tianareo ho tsapa rehefa mampiasa ny GEL INTIME NATURA 🥰?
📍 Bio Cosmetique Analakely en face Paositra Malagasy (ESPLANADE)
📞 0381600598
07/10/2026
Quelle est votre priorité aujourd’hui ? 🤔
💙 Une peau plus uniforme ou 🌸 une hygiène intime douce ?
👉 Crème BIOCARMA accompagne votre routine pour prendre soin des zones sombres et aider à améliorer progressivement l’apparence et l’uniformité de la peau.
👉 Gel Intime NATURA est conçu pour la toilette de la zone intime externe, avec une utilisation douce au quotidien.
💙 BIOCARMA → soin des zones cutanées sombres
🌸 NATURA → hygiène intime externe
👉 Et vous, aujourd’hui, vous choisissez lequel ? 😍
💙BIOCARMA ou NATURA 🌸 ?
📍 Femina Bio Analakely en face Paositra Malagasy (ESPLANADE)
📞 0381600598
05/10/2026
‼️Hey les filles ‼️
Tonga ary ity ilay nandrasanareo 😍
Soin vaovao be indray
GAMME CAPILLAIRE TSIRY VOLO 🎊
Izay ahitanao ny :
🔶POUDRE CAPILLAIRE – 200 g
→natao hikarakara sy natao hampaniry ny volo
🔶 SÉRUM – 100 ml
→ natao hanamafy ny tahom-bolo sy hampihena ny vakivaky
🔶Ary ny CRÈME COIFFANTE – 100 ml
→ natao hanalefaka, hampalama, ary hampingirana ny volo .
📩Alefao aingana ary ny commande ho antsika rehetra izay te ho lava volo
📍 Femina Bio Analakely en face Paositra Malagasy (ESPLANADE)
📞 0381600598
Category
Telephone
Website
Address
Analakely
Antananarivo
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Femina bio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
