Makoa M'senge

Makoa M'senge

Share

Apprenons à aimer,à révéler et à accepter la beauté naturelle de nos cheveux. ❤️

Photos from Makoa M'senge's post 06/08/2026

Volo miloko ?
Volo Maina be?

Anisan'ny mampiavaka An'I Makoa M'senge ny fitsabona azy ireo ☺️

Aza adinoina fa manao diagnostic ihany koa izahay ary efa anomboka hanome ireo cartes de fidélités anareo clients fidèles nay 🥰

27/07/2026

🤎MARAMARAGNA , mihoatra noho ny leave-in …

Maramaragna dia teny tsimihety midika hoe « volo ».

Nandritry ny fotoana maro dia noraisina ho tsy voakarakara ny maramaragna makoa, frisé, matevina…Nolazaina fa tsy mendrika aseho, mahamenatra ary ratsy…🥺

Ny vokatra MARAMARAGNA dia fanomezam-boninahitra ho an’ireo volo avy any Avaratr’i Madagasikara. 🥰🇲🇬🇲🇬

Soin iray noforonina hanajana ny hatsaran’izy ireo, ny tanjany, ary ny toetrany voajanahary.

Satria tsara ny maramaragna antsika, ary mendrika ho karakaraina ,fa tsy afenina izy ireny.

(Ao amin’ny fanehoan-kevitra ny momban’ny leave in MARAMARAGNA)

⚠️⚠️ TSY MISOKATRA NY SALON ANIO ALATSINAINY ,miverina misokatra kosa rahampitso Talata 28 Jolay

25/07/2026

Aiza daholo ianareo mitaraina maina volo sy ohatrany tsy mety maniry volo ireny? 😩

Iza indray izao izany nilaza fa tsy maintsy maina ny volo type 3c-4 ?

Ato ny vahaolana e !

(mandray rendez-vous izahay anio an ) 🥰

Photos from Makoa M'senge's post 24/07/2026

Petite princesse Layanne rehefa mampiasa an'i Sombin'Aina Makoa M'senge 🌸🌸

23/07/2026

Fa ianareo lehilahy Ireto anie dia tena tsara volo ihany koa😍

👉Volo maina nampiasana ny gamme Maxi-pousse 🥰

Teto izahay nanapakevitra hampaharitra kokoa ny boucles , tianay ilay boucles naturels fa indraindray mandeha alavitra na afaka fotoana elaela vao tena ilaina hoe mbola maaanja be Ilay boucles dia mihezaka izahay manome fahafaham-po anareo foana.

Mandray soins izahay anio 🥰
Izay manao soins amin'ity semaine ity dia efa manomboka misitraka sahady ny vokatra Vaovao izay mameno tanteraka ny Gamme Maxi -pousse
Ilay nandrasanareo fatratra .

22/07/2026

Misy asa tsy vitan'ny tanana fotsiny, fa atao amin'ny fo. 🩵

Anisan'izany ity fotoana nahafahanay nikarakara ireo zaza vavy hiatrika ny fetin-tsekoliny sy hanao fitafy gasy Ireto 🥰

Ny tsiky sy ny hafalian'izy ireo no valisoa lehibe indrindra ho anay.☺️

Faly loatra ny fo nahare fa I Makoa M'senge no hikarakara azy ireo, na dia ampahany kely aza, tamin'ity fahatsiarovana ho entin'izy ireo mandritra ny androm-piainany ity.

Mirary fahombiazana ho an'ireo ankizy rehetra. Mamirapirata! ❤️🇲🇬

Misaotra ny équipe rehetra 🩵

👉👉👉Efa afaka jifaintsika ao amin'ny salon I Sombin'Aina ❤️


🎶 NELA BROWN & DJ Natoo

21/07/2026

Nous souhaitons un très heureux anniversaire à notre douce et belle Gracy ! 🩵

Merci pour tout ce que tu apportes à la grande famille Makoa M'senge .

Que cette nouvelle année de vie soit remplie de joie, de santé,de paix et de nombreuses bénédictions. Nous te souhaitons le meilleur aujourd'hui et pour les années à venir. Joyeux anniversaire ! 💜💜

21/07/2026

Fotoam_pialantsasatra izao 🥰🌴🎊❤️🌊🌊🌊

Anisan' ny manimba volo indrindra ho an'ny manana volo miloko ny rivo_dranomasina sy ny ranomasina😩 🌊

Ny sérum 𝐓𝐒𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀𝐋𝐀 sy cire coiffante 𝐌𝐀𝐍𝐃𝐈𝐍𝐀 no manampy antsika hiaro ny volo tsy ho simba .

🌴Ny sérum 𝐓𝐒𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀𝐋𝐀:
Soins repousse
Soins protéinés
👉 ahosotra amin'ny hodidoha,
manamafy ny tahom-bolo sy miaro ny volo tsy ho maina be sy tapatapaka
( Fantatrareo ve hoe maharitra enim-bolana farafahakeliny eo ny sérum Maxi-pousse iray? 🥰 )

🌴Ny cire coiffante atao amin'ny volo rehetra
👉Mitazona hamandona sy miaro ny volo amin'ny ranomasina

21/07/2026

𝐃𝐄𝐕𝐄𝐍𝐄𝐙 𝐔𝐍 𝐑𝐄𝐕𝐄𝐍𝐃𝐄𝐔𝐑 𝐎𝐅𝐅𝐈𝐂𝐈𝐄𝐋 𝐃𝐄 𝐌𝐀𝐊𝐎𝐀 𝐌'𝐒𝐄𝐍𝐆𝐄

𝑴𝑺 (𝑴𝒂𝒌𝒐𝒂 𝑴'𝑺𝒆𝒏𝒈𝒆) est à la recherche de revendeurs dans les différentes provinces de Madagascar et autres pays.

𝐋𝐄𝐒 𝐀𝐕𝐀𝐍𝐓𝐀𝐆𝐄𝐒 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐍𝐎𝐒 𝐑𝐄𝐕𝐄𝐍𝐃𝐄𝐔𝐑𝐒 :

🩵1- Formation complète sur nos produits et technique de vente
🩵2- Flexibilité et Liberté de gérer votre propre entreprise de vente .
🩵3-Opportunité de lancer votre propre entreprise avec un faible investissement initial.
🩵4-conception de publicité gratuite et personnalisée.

Si cette opportunité vous intéresse, veuillez nous contacter en message privé.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 17:00