Sabie Curly

Sabie Curly

Share

Soin d cheveux curly

Photos from Sabie Curly's post 25/09/2025
Photos from Sabie Curly's post 29/06/2025

Parfum + Lotion
Mp si intéressé les filles

13/04/2025

Fomba fanamboarana menaka coco natoraly tena pure.
1- mividiana coco iray.
2- Goka-o mba hiala ny ranony.
3- vakio ilay coco.
4- mixe-o amin'ny robot ilay fotsy iny miaraka amin'ny rano izay mety aminao, fa miankina amin'iny fatrany rano no mahatsara na maharatsy ilay menaka coco.
5- fihazo amin'ny lamba manify mba hisaraka ny lait de coco sy ny faikany.
6- havelao amin'ny toerana iray mandritra ny 24 ora ilay lait de coco, izay tsy kitihina mihintsy.
7- ho hitanao fa hiavaka eny ambony ny menaka coco, ary ianao no mamindra ilay menaka coco amin'ny boaty hafa avy eo.

Ny arentina sitrany dia .... Aleo tsy hambarako eto fa mandehana foana aloha dokotera fa sao dia tsy hisy client intsony ny dokotera amin'ilay arenti-mandoza efa miisa roapolo be izay.

AZA ADINO NY MANISY J'AIME NY PEJINTSIKA AHAFAHANAO MANARAKA NY FAMPIANARANA ETO AMIN'NY BOKY MAHASOA!!

29/11/2023

Brosse curly ♥️

10/09/2023

🍂Masque Charbon Actif 🍂

💜Ny asany:
-Manala ny pozina anaty hoditra
-Manala mony
-Manala ny exces de sebum
-Manazava ny hoditra
-Mampalama hoditra
-Manala points noirs

💜Recettes :
-Charbon 1 sotro kely + Tantely🍯🍯/Vahona 1🌵 sotro + Rano 💦matimaty/ Hydrolat 1 sotro kely

-Charbon 1 sotro kely + Yaourt nature 🍶🍶sans sucre 2 sotro kely

-Charbon 1 sotro kely + Argile 2 sotro kely + Vahona 🌵1 sotro + Rano 💦💦matimaty.

💜Tp : rehefa mitady ho maina dia kobanina.
💜Atao in-2 isam-bolana.
💜Mety amin'ny hoditra rehetra.

🔴Charbon ilay fihinana no hanaovana azy. (Hita eny amin'ny pharmcacie)



Zarazarao sao mahasoa ny hafa 🥰

Photos from Sabie Curly's post 29/07/2023

😍😍😍❤

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Diego?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address


Scama
Diego
261