Distributeur longrich Fenoarivobe
Lon
30/03/2021
Efa Tonga ny produit antsika a 😍😍 manasa iditra mp raha misy mahalina
👉Deo
👉Sérum volo
👉 Shampooing 2 en1
👉 Après shampooing artimesia
👉Anti moustique
👉Savon noir sy savon vert
30/03/2021
09/03/2021
GOBELET LONGRICH ou PI CUP 400ml
✔️Vita amin'ny Pierre de tourmaline izay mety @ fahasalamana.
Ny gobelet alcalin dia manadio ny rano tsotra ary manova azy ho "Rano alcalin"
Maro ny vokatsoa azonao amin'ny fisotroana ny rano alcalin
-Manampy ireo mineraly ho tonga any amin'ireo sela ao anatin'ny vatana
-Misoroka ny homamiadana(cancer)
-Manatsara ny fikorianan rà
-Mampihena ny tavy
-Manamafy sy mampitombo ny hery fiarovana ao anatin'ny vatana
-Manasitrana ny aretin'aty
-Manadio ny any anaty rehetra
-Mampihena ny tahan'ny cholestérol anaty vatana
-Miaro sy manampy @ fitsaboana aretina maro toy ny aretin'aty, cancer, diabète, hypertension, fahasemporana, problème renal,...
✔️Tena tsara ho an'ny olona voan'ny AVC, mifoka sigara, misotro toaka, diabétique
✔️Azon'ny rehetra ampiasaina fa tsy voatery ho an'olo-tokana👍
🌞Rdv en Mp pour vos commandes ou pour devenir distributeur
09/03/2021
🌻lait ou crème longrich (SOD MILK) 200ml
👉Mety amin'ny hoditra rehetra
👉Misy glycérine manamandina sy manala vakivaky ny hoditra
👉Mamelona sy manome aina vao ireo hoditra Simba
👉Manazava ny endrika
👉Manala ny ride sy mitazona ny endrika ho tanora lalandava
👉Manala tratrakotra na vergetures iany koa
✔️ Tsara kokoa ny vokatra azo amin'ny fampiarahana azy sy ny savon bambou noir
👉Mandefasa mp raha icommande na mila fanazavana fanampiny 😊
09/03/2021
Savon au bambou💗
👉Mety amin'ny karazan-koditra rehetra
👉Manala point noir
👉Manala panda, Mony
👉Manala tratrakotra na vergetures ihany koa
👉Mamerina ny tarehanao ho toin'ny teo aloha
🥰 Ny vidiny mora natao ho zakany rehetra 😁👍👍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fenoarivo
