Salon Tsarabika
Salon de beauté Tsarabika offre des services sur Coiffure, Onglerie, Maquillage, Epilation, Soins de visage, Coupe homme, photos et vidéos Mariage
20/11/2025
Tongava aty aminay ato amin'ny salon tsarabika Fenoarivo alakamisy ampitan'ny EPP ankadivory
Fa ataonay manja be..
Finition steam foana
Antsoy ny numéro 0385841254, raha haka rendez vous.
Na Midira mp
Afaka manao à domicile koa raha hanao raharaha, mariage, sns...
20/10/2025
Mbola ato foana izahay ato amin'ny salon tsarabika Fenoarivo alakamisy ampitan'ny EPP ankadivory miandry anareo ah 💇💇💇💇💇💇💇💇💇
Misokatra foana izahay, manao ny rehetra momba ny fahamanjana. 💇💇💇💇💇💇
Mandefasa Mp na miantso 0385841254
Hoan'izay haka rendez vous koa dia afaka miantso na mp
Finition steam 💇💇💇💇
31/01/2025
Promotion Saint Valentin. Semaine du 14 Février.
Ho antsika rehetra Izay Tonga manao volo ato aminay dia mahazo promotion St Valentin daholo.
👉Brushing + finition steam( pose vernis semi-permanent gratuit ou Epilation sourcils gratuit)
Tongava maro ary e, miandry anareo izahay
Rdv ☎️0385841254
Salon Tsarabika Alakamisy en face EPP Ankadivory
Parking malalaka.
29/01/2025
Foisoner Keratin Argan Oil Hair
Mask 1000ml et Serum 100ml
(Gamme professionnel)
Tena tsara izy ireo ho an'izay efa mampiasa azy.
Mitsabo ny volontsika simban'ny Loko, ...
👉 Réhydratation de vos cheveux
👉Enlève les frisottis
👉 Réparateur des cheveux fragilisés
🌹Composant keratin ,argan collagen,jojoba
Sans sulfate
Sans paraben
Sans silicon
Prix: 35000 Ar
☎️0385841254 na mp commande manao livraison zahay.
(Disponible de suite ao am Salon Tsarabika Alakamisy).
21/11/2024
Tongava kia manao Manjakely fa jiro né tsy tapaka intsony e
Ato amin'ny salon tsarabika Fenoarivo alakamisy ampitan'ny EPP ankadivory
Finition steam foana ary afaka maka rendez vous
Mandefasa Mp na miantso 0385841254
28/10/2024
Manomboka ny herinandro, dia mbola eto fona izahay ato amin'ny salon tsarabika Fenoarivo alakamisy ampitan'ny EPP ankadivory miandry anareo. Manao ny rehetra momba ny fahamanjana.
Finition steam foana
Mandefasa Mp raha rendez vous, na miantso 0385841254
24/10/2024
Miandry anareo zahay aro amin'ny Salon Tsarabika Fenoarivo alakamisy ampitan'ny EPP ankadivory
Mivoha isan'andro a dia
Afaka manao à domicile koa
Tongava ao amin'ny mp manontany fa aza misalasala, finition steam
Antsoy ny numéro 0385841254
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Alakamisy
Fenoarivo
102
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 06:00 - 17:00 |
