Niaina Hair & Beauty Salon

Niaina Hair & Beauty Salon

Share

Gorgeously you

08/03/2023

📢📢 Happy Women's Day !! 📢📢
Androany 8 Mars ilay réduction 20% ato amin'ny Niaina Hair & Beauty Salon 😍😍
Ho an'i vehivavy, ankizy ary lehilahy 🥰🥰
Tongava maro oooh ❤️❤️

04/03/2023

📢📢📢 Aiza daholo isika vehivavy ehhhhh
Ho avy ny fetintsika 😊
Misy Promotion Women's Day indray ato amin'ny Niaina Hair & Beauty Salon 😍😍😍

Photos from Niaina Hair & Beauty Salon's post 14/02/2023

❤️ Joyeuse Saint Valentin à tous et à toutes !!! ❤️
Mbola mitohy ny kilalao Saint Valentin tsika aaan 😍
Abonnez-vous à notre page ❣️
Niaina Hair & Beauty Salon

~~Gorgeously You~~

Photos from Niaina Hair & Beauty Salon's post 08/02/2023

❣️ Offre spécial SAINT VALENTIN indray oooh❣️
❤️💏👩‍❤️‍👨👩‍❤️‍👨
Kilalao akitsapaka ahazoana fanomezana ho an'izay tonga mikarakara volo ato aminay aaan 💇💇💇
Na lahy io na vavy samy mahazo cadeaux daholo 🤩🤩
➡️Tolotra manomboka ny 11 Febroary hatramin'ny 15 Febroary 2023 🎉🎉

Niaina Hair & Beauty Salon

~~Gorgeously You~~

Photos from Niaina Hair & Beauty Salon's post 06/02/2023

💇💇💇 Ireto ndray ary ny entana momba ny fikarakarana volo ooh 😍😍
Aza misalasala mandefa mp
Niaina Hair & Beauty Salon

~~Gorgeously You~~

06/02/2023

Abonnez-vous à notre page Niaina Hair & Beauty Salon ☺️😍
Bonne semaine à toutes et à tous 😘

Photos from Niaina Hair & Beauty Salon's post 01/02/2023

📢📢📢 Efa ho avy izao ny Saint Valentin an! 🥰🥰👩‍❤️‍👨 Aza adino mandalo ato amin'ny Niaina Hair & Beauty Salon misafidy izay cadeau omena azy !
😍Collier
😍Bracelet
😍Boucles d'oreilles
😍Pinces
😍😍En acier inoxydable daholo🔝🥰
Aza misalasala mandefa Mp na manantona mivantana aty @ Salon.

Niaina Hair & Beauty Salon Antarandolo Fianarantsoa

Photos from Niaina Hair & Beauty Salon's post 01/02/2023

Découvrez notre plan de repérage.

Niaina Hair & Beauty Salon

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antarandolo/Akaikin'ny Central Shop
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 17:30