Ndao hifanampy

Ndao hifanampy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ndao hifanampy, Health/Beauty, Ampitakely, Fianarantsoa.

27/07/2022

Ny fahasalaman'ny maso dia tena zava-dehibe eo Fiainantsika satry io maso io no fitaovana sy jiro ijerentsika na andro na alina.
Refa tsy salama io maso io dia tena sahirana isika ary tsy mahazo aina mihintsy.
Maro anefa isika amin'izao fotoana izao no manana olana amin'io maso io,
Andao hifanampy mba ho hahatonga ny masotsika ho salama hatrany,
🍀 Forever ivision🍃
Io dia vokatra natoraly biologika 100% vita avy aminy vahona"Barbeindense Miller" izay karazana vahona iray izay tena tsar indrindra ary izy no tena mety indrindra ho any fahasalaman ny vatan'olombelona. Ary vokatra efa nandalo fitsirihana maro teo anivo ny laboratoire ary tena mandaitra mihintsy. Tsy misy voka-dratsy atahorana
Afaka mampiasa avokoa na zaza na olon-dehibe, na atitra na tanora, na dia efa elabe ary no naharary ny masona na mbola haigana, eny fw na dia efa tsy mahita intsony ary dia tena mbolaa ahitana fanantenana

Andramo ange fa tena ho afam-po ianao ary tena hahita vokatra aigana ka hiverina ho salama indray ny masonao

27/07/2022

Tiava ny namanaotahaka ny tenanao (Lev. 19:18).

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Ampitakely
Fianarantsoa
301