Ny Aina Cosmétiques

Ny Aina Cosmétiques

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Aina Cosmétiques, Beauty, cosmetic & personal care, Isaha, Fianarantsoa.

Tongasoa 🥰

Mitady vokatra natoraly tsara kalitao nefa mora? 👇👇👇
- Huiles végétales : Gros et détails
- Beurre végétaux: Karité, Cacao
- Accessoires pour cheveux
- Gelée capillaire
📞 034 27 542 38 / 033 33 315 08

28/08/2026

Recette N°2
Masque & Leave-in au graines de lin

Ity misy fomba fikarakarana ny graines de lin ho lasa gel hoan'izay Mbola tsy mahay 😊

Photos from Ny Aina Cosmétiques's post 27/08/2026

Livraison any amin'ny FARITRA 🥰😍

🚚 Fort Dauphin, Toliara, Ihosy, Ambalavao, Manakara, Vangaindrano, Mananjary, Ambohimahasoa, Antsirabe, Tamatave, Mahanoro, Fenerive Est, Marovoay, Majunga, Ambanja, Diego... Tsiroanomandidy saika hadino 😁 (Eny tompoko : Efa nandefasana colis daholo ireo)

Mankasitraka amin'ny fahatokisanareo 🙏

Ary ny anao alefa mankaiza ?

Ao amin'ny Mp ny Commande na antsoy ny 034 27 542 38

Tonga any foana ny Colis anareo

20/08/2026

Recette N°1

Masque capillaire à base d'hibiscus

20/08/2026

Type 3C 😍

19/08/2026

103 kg lasa 73 kg 😮

📌 Natao ho anao te hanena Vatana ity

Ty sady coupe faim, mange graisse, magnésium....
Misy fomba 2 anaovana azy ka misafidy Zay mora kokoa aminao fa mety foana



1/maka rano fisotro 1L de rarahana graines de chia 1/2 sotrokely, alona ny alina tontolo de afaka atao rano fisotro ny tontolo andro.
Tsy atao isan'andro fa in3 isak'erinandro ihany zany hoe mielanelana 1 andro

2/ yaourt nature 1 de apina graines de chia 1 sotrokely, afangaro de apetraka anaty frigo ny alina tontolo. Ny ampitso de tetehina ny akondro 1, ampiana rano tsotra 100ml, ampiana flocon d'avoine 4 sotro de afangaro. Repos 15 à 30 minutes de io no sakafo maraina

Ny graines de chia de tena miracle ary mapihena vety2 (Tena miracle) tsitanao de lasa ze mavesatra be

Mirary soa daholo.

Misy graines de Chia ato
10.000 Ar/100 g

MP ny commande na ☎️ 034 27 542 38

©Néné Jéjou

Photos from Ny Aina Cosmétiques's post 08/08/2026

Pile à l'heure 🤩

Ny Ora angatahan'ny Client hanaovana ny livraison VS ny Ora ahatongavako any aminy 😊

Izaho ihany no manatitra ny Commande'nareo rehefa Samedi dia ezahako tratrarina izay ora mety aminareo 😊

01/08/2026

1er Août = Fanapahana Volo

Efa nanapaka sa Mbola tsy nahavita ?

Misy Zavatra tsara ho fantatra ao amin'ny commentaires

Photos from Ny Aina Cosmétiques's post 25/07/2026

Colis MAROVOAY ☺️

Mandefa n'aiza n'aiza anie izahay e.

Ary ny anareo aiza no alefa ?

NB : Mardi indray vao misy départ TANA

24/07/2026

BEURRE DE KARITE 💯% Pur

Afaka atao @ Volo, Tarehy , Vatana

Ireto ny tombotsoa azo avy aminy :

✅ VOLO :
- Mitsabo volo Simba (simban'ny fer, coloration, sns ireny).
- Manamandina Volo (Hydratant)
- Manampy @ fanirin'ny volo
- Mampalefaka volo

✅ TAREHY :
- Manala Kentrona (ride)
- Manala tache (tache navelan'ny mony surtout).
- Miaro @ masoandro
- Hydratante (mety tsara @ tarehy maina lava )

✅ VATANA :
- Mampihena cicatrice
- Miaro sy manalefaka ny vergetures
- Miaro ny hoditra @ masoandro , hatsiaka ,
manala vakivaky
- Sns

Prix : MORA BE
100 g : 18 000 ar
250 g : 35.000 Ar

Tél : 034 27 542 38 / 033 33 315 08 / 037 97 445 19
Lieux : TANA, ANTSIRABE, FIANARANTSOA

🚚 Manao livraison, Mandefa am Faritra rehetra

Photos from Ny Aina Cosmétiques's post 21/07/2026

Tongavasoa any AMBANJA sy DIEGO any ☺️

Eny tompoko, afaka Mandefa produits any amin'ny FARITRA izahay.
Teneninareo fotsiny hoe inona ny coopérative na Agence andefasana azy dia aterinay any.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Isaha
Fianarantsoa
301