Soa Betsy

Soa Betsy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soa Betsy, Hair salon, Box A15, Galerie Commerciale Ô'Matsiatra, Fianarantsoa.

19/08/2026

Pose VSP sur ongles naturels indray no asehonay eto @ Pejy androany 😍
Samy babo kosa isika e? 🥰
Pose à petit prix fa araraoty aloha @ izao vacances izao 🤗💐

08/08/2026

Misy an'ilay olona tsy de manampotoana iny ve ato? 🥰
Raha maka rendez vous ato anie ianao dia afaka atao @ fotoana iray ny volo sy ny hoho e 🤗❤️

Izany hoe tsy miandry volo vita vao hanao hoho fa miaraka raisinay ianao dia fotoana iray dia vita ny fikarakarana tinao 🥰

Aty @ Galerie O'matsiatra Antarandolo Box A15 no misy anay na afaka miantso avy hatrany ny laharana 034 67 340 10 ✅

Mankasitraka hatrany manaraka ny pejy dia mirary weekend mahafinaritra daholo oh! 💐💋

05/08/2026

✨ Et si vous profitiez des vacances pour vous offrir une magnifique manucure ? 😍💅

Pour cette réalisation, notre cliente a craqué pour une pose de capsules classique sublimée par une élégante décoration 3D. ✨

Vous aussi, choisissez le modèle qui vous fait rêver, et nous le réaliserons avec soin, patience et passion. 🥰💕

📩 Prenez rendez-vous dès maintenant et laissez vos mains briller tout au long des vacances !

Nous vous souhaitons une excellente journée et vous envoyons de gros bisous. 💋💋

22/07/2026

Tissage tête entière 😍😍
Tsy tazana akory hoe tissage ilay izy 🥰
Sur rendez-vous ihany anefa raha mbola tsy manana an'ilay volo ho apetaka ianao 🤗🌿
Raha efa manana kosa dia afaka tonga dia makaty @ Salon ✅

Misokatra foana izahay isanandro ankoatra ny Alahady a 🥰

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra oh 💐❤️

Photos from Soa Betsy's post 12/07/2026

Rahampitso ny fotoanantsika fa aza hadino a 🥰 Ato @ Soa Betsy Salon de beauté ao @ Galerie O'matsiatra Antarandolo Box A15 Tatie Erica sy ny ekipany no handray anareo 🤗❣️

Tongava na hanao diagnostic ny hoditry ny tarehinareo fotsiny ary 🌿
Misy vente ny produits ny girl's touch Erica ihany koa eny antoerana raha hividy ianareo hanaovana soin any antrano 🤗❣️

Manomboka @ 08 ora de efa afaka tonga ianareo 🌿❤️
Zay fa rahampitso ary ny fotoana e 🌈💌

06/07/2026

📢 Chers(es) clients(es),
Nous vous informons que Soa Betsy Salon de Beauté sera exceptionnellement fermé le mardi 07 juillet pour des raisons particulières 🙏

Nous aurons le plaisir de vous accueillir de nouveau le mercredi 08 juillet à partir de 08h00 💋

✨ Merci pour votre compréhension et votre confiance. Nous avons hâte de vous retrouver pour prendre soin de vous 💖

Photos from Soa Betsy's post 06/07/2026

✨ SOINS DU VISAGE PROFESSIONNEL – GIRL’S TOUCH ERICA ✨

Te hanana hoditra madio sy salama tsara ve ianao ? 😍

Ho avy izy ireo ny 13 sy ny 14 Jolay ho avy izao ao Soa Betsy salon de beauté (Galerie O'matsiatra Antarandolo Box A15) 🥰 ary marihina fa tsy manao soins tsotra fa traitement complet mifanaraka amin’ny hoditrao mihitsy no ho atao 💯

💆‍♀️ NY PRESTATIONS MISY :
✔️ Diagnostic de peau personnalisé
✔️ Soins en profondeur (nettoyage + extraction)
✔️ Hydrafacial (nettoyage + hydratation intense)
✔️ Soin Deluxe (relaxation + glow total)
✔️ Massage facial (manalefaka stress & manatsara circulation)

🧴 ZAVATRA ILAINAY / PRODUITS :
🌿 Produits naturels & bio
💧 Sérums hydratants sy traitants
✨ Appareils professionnels (vapozone, haute fréquence, hydrafacial…)

📌 ÉTAPES DU SOIN (traitement complet) :
1️⃣ Diagnostic de peau
2️⃣ Démaquillage & nettoyage profond
3️⃣ Gommage (manala cellules mortes)
4️⃣ Vapeur (manokatra pores)
5️⃣ Extraction des points noirs
6️⃣ Haute fréquence (manadio & miaro)
7️⃣ Masque adapté amin’ny peau-nao
8️⃣ Sérum + crème traitement
9️⃣ Protection & finition glow ✨

📄 ORDONNANCE PERSONNALISÉE
➡️ Omena anao aorian’ny soins
➡️ Ahafahanao mitohy mikarakara ny hoditrao ao an-trano

🔥 Résultat :
✔️ Hoditra madio
✔️ Tsy misy boutons
✔️ Madio pores
✔️ Glow naturel 😍

📲 Aza miandry intsony !
Tongava manao soins fa tsy mandalo matetika izy ireo a 👀

💬 Réservation en message privé na appel
📞 034 71 009 14

02/07/2026

Révélez la plus belle version de vos cheveux chez Soa Betsy Salon de Beauté 🥰
Brillance, douceur et élégance au rendez-vous ✨🤎

27/06/2026

Akory FIANARA aaa 🥰
Anjarantsika indray izao 🤗
Manana olana @ tarehy ve ianao?
Misy mony, tasy, panda, ...
Ny Girl's Touch no vahaolana atolotray ho anao 😍

Fitsaboana 100% natoraly, efa vita fikarohana sy andrana avokoa 🤗

Efa 4 taona izay no niara niasa t@ Soa Betsy izy ireo 🤗 Efa maro no nahita voka-tsoa ka aza misalasala intsony!

Ny 13 sy ny 14 Jolay ho avy izao ny fandalovan'izy ireo ka araraoty 🌿✨

Obligatoire ny réservation, ary raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharana 034 71 009 14 na ny 034 60 395 01 💟

18/06/2026

Ity ary ny valin'ny lalaotsika oh 🥰
Izy no nivoaka ho mpandresy,nahazo ny réaction betsaka indrindra ary nahazo ny loka Prestation pour 02 personnes 🥳
Manasa anao hiditra hafatra miafina 🤗

Ary mankasitraka anareo rehetra izay nandray anjara 🙏🏻❤️
Mbola hisy foana ny lalao fa araho hatrany ny pejy 🥰

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Box A15, Galerie Commerciale Ô'Matsiatra
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00