Mizara Pdf Mahasoa

Mizara Pdf Mahasoa

Share

"Sambatra izay mifanampy"

11/06/2022

⭐Boky pdf mampianatra mamboatra savony
💠Fomba atao hahazoanao azy:

Manorata eo amin'ny commentaire hoe FIANARANA SAVONY na manorata any amin'ny message privée hoe FIANARANA SAVONY

⭐tsy misy ⛔prix⛔ fa ✅ZAY FOINAO✅

31/05/2022

Salama tompoko😊😊😊
🔖🔖Fandevonana Appendicite🌿🌿

Ny iray amin'ireto no atao :
☑Tantely afangaro amin'ny vinaigre de cidre atao mitovy fatra
Ohatra: tantely 1vera sy vinaigre de cidre 1vera
Fampiasana azy: 3 sotro isan'andro (maraina, atoandro, hariva) mandritra ny 5 andro

☑Ratin'akondro maina
Fikarakarana azy: tanehina @ rano 1l ny ilay ratin'akondro mainaary esorina rehefa avy nagotraka 10 minitra, tatavanina avy eo.
Fampiasana azy: taperina indray andro ilay ranoy ay atao isan'andro mandritra ny 5 andro.

☑Fakatsilo fakany 2 kely afangaro amin'ny ravina mokonazy.
Fikarakarana azy: ampangotrahina amin'ny rano 1l ny fakana fakatsilo sy ny ravina mokonazy eran'ny tanana ila manditra ny 5 minitra dia tatavanina.
Fampiasana azy: sotroina isanandro (maraina, atoandro, hariva) mandritra ny 5 andro.

👉Misy boky version PDF samihafa ato aminay afaka zaraina amintsika izay mila
💠Fomba atao hahazoanao azy:
1. Manorata eo amin'ny commentaire hoe
2. Mandefasa demande
3. Manorata any amin'ny message privée hoe FANAFODY NATORALY

⭐tsy misy ⛔prix⛔ fa ✅ZAY FOINAO✅

💥MIRARY SOA!!!⭐

Zarao amin'ny namanao😊😊😊

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Fianarantsoa
301