Beauté by Harentsoa
Votre beauté est notre satisfaction :
Extension, Coiffure, Make Up, Onglerie, Soins du visage🤎🖤🤍
Hanome bon d'achat 200000ar aho androany hoany olona tena mazoto manaraka ana ato 🥰🥰🥰🥰❤️
23/08/2026
📦 Colis envoyé à Maurice 🇲🇺✨ La réunion, Dubaï 🇪🇦 France 🇬🇳
Mbola tsy tany Maurice aho, fa ny entana rehetra amidiko eto dia efa tena tian’ny olona any ivelany, ary maro ihany koa ireo mazoto manafatra, indrindra amin’ny vente en gros. 🥰
🙏 Mankasitraka indrindra anareo tompoko amin’ny fahatokisana sy ny commande rehetra.
Izahay ato amin’ny Beauté by Harentsoa dia manome toky fa hitazona hatrany ny hatsarana sy ny qualité amin’ireo extensions vrais cheveux amidinay, ary hiezaka hatrany hanatsara ny produits sy ny services anay mba hanome fahafaham-po anareo. ❤️
Merci pour votre confiance et votre fidélité ! 🥰✨
Coucou Manjakely
15/08/2026
coucou Manjakeli ito Ary chocolat antsika voloany de alefako ao commentaone ambiny rehefa bedebe nareo de mb miteny izay nahazo chocolat 🍫
14/08/2026
🩷❤️Jp chocolat 🍫 Aiza daoly ♥️
13/08/2026
🥰🩷Coucou manjakely ♥️🥹
9500ar fotsiny anie de vita tsara bé volo nareo eh 🥰❤️
Izay commentaire tratrako farany eo hatraminy 8h 30min de ataoko volo gratuit rapitso maraina
11/08/2026
Hey 9 500 Ar fotsiny manao volo de mangirana be sy tsara bé ny volo nao rehefa vita 🥰✨
Produit naturel Beauté by Harentsoa no nampiasaina 🥰💖
njereo avant sy après 🥰❤️
09/08/2026
Omeko bon d'achat 20000ar izay mazoto manao partage ❤️🥰Extension à clip vrai cheveux dispo ato amin’ny Beauté by Harentsoa Talatamaty 🥰💖💖
Misy karazany be dia be ato, ka afaka mandalo aty amin’ny coiffure ianareo misafidy izay tianareo 🥰✨💇♀️💖
01/08/2026
Hey 🥰🥰🥰
🎉 Concours spécial ato amin'ny Beauté by Harentsoa! 🎉
Izay mazoto manao commentaire sy manao partage ity publication ity dia afaka mahazo onglerie GRATUIT amin'ny herinandro ho avy. 💅✨
10/07/2026
❤️🥰Ao ary euh
🩷🎀 izy nahazo Ilay cadeau perruque ❤️🥹Aiza daoly ry manjakely aah Mbola misy jeux vaovao anie ☘️🌿🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Travaux
Fianarantsoa
301
