Almitants Nail
Manucure et pédicure à moitié prix �
à partir de 10000 ar
mp pour plus d'information ��
Mety tsy ho eo ela ela ndray tsika annn
Araraoty aloo ra Mbola afaka mandray Ary . Jusk 7 Août 🥰
21/07/2026
Tendance bé ireto modèle ireto Zao 😍🥰
Maivana nefa mafatifat .
Mercredi 15:30
Jeudi 15:30. Sisa dia am semaine ambony indray 😍
17/07/2026
Rahampitso am 9 zan misokatra n salon. Aaa.
Tongava daolo fa ts mis réservation iooo 😍😍
15/07/2026
Tinareo mints ity modèle 3D ty annn 😋
A partir 12000 ra faux ongles
14/07/2026
Za: Atao aona kia modèle ndry ?
Izy : Atao mitovy am ito kia fa atao marron a!
Za: magie magie magie plffffffgg 😝😝😝😝🤣
Otrizao io ongles naturels não io rehefa vokarakara tsara an 😍🥰🥰😘
Gainage io Zao a partir 12000 ar
Ela anieee nikolokoloanay anito tanana ity izay eeee.
Ongle naturel iz zaooo 😘🥰🥰🥰
Mamy Kely ty rafotsy kelinay ty 🥰😍😍
Ongles naturels
A lundi ndray les filles annn . Ho an Iza ary oooo
Am lundi ndray vao mandray fa efa feno tsika amty semaine ity . Alao aingana ary n rendez vous 🥰😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
