Produit Soa Omena

Produit Soa Omena

Share

Fanafody voajanahary, sakafo, artisanal, BIO, Manasitrna aretina maro, "PRODUIT PARA PHARMACEUTIQUE". Fianarantsoa Madagascar

La page unique et officielle de la production artisanale de vinaigre de cidre SoaNomena.

24/09/2023

Miarahaba antsika rehetra oh!!

Araka ilay publication tato farany dia tsy amin'ny fahasalaman'ny vantantsika ihany no ahitantsika vokatsoa amin'ny fampiasana ny Soa Nomena Vinaigre De CIDRE

Androany dia ny resaka ao an-dakozia no hampiasantsika azy 🍽

🔎 Ny VDC dia mahasolo ny vinaigre fampiasantsika hanaovana"sauce vinaigrette", atao solona vinaigre izy👌

🔎 VDC roa sotro fihinanana atao anaty rano 1 Litatra ➡ Manala ireny tâche jaune amin'ny lovia bakoly ireny. Vontosana io fangaro io ny éponge fanasanao lovia dia hosorana toa ireny manasa lovia ireny.

🔎 Toa izany ihany koa ny carreaux. Vontosana io fangaro io ihany koa ny serpillère dia sasana toa ireny manasa trano ireny👌

🔎 Rehefa tâche jaune toa lomotra amin'ireo karazana fitaovana ao an-trano dia afaky ny VDC avokoa : ny lavabo sy ny karazany.

🍀Détergent azontsika ampiasaina amin'ny andavanandrontsika noho izany ny Soa Nomena vinaigre de cidre ary tsy misy atahorana ny fampiasana azy na dia atao matetika ary🍀

🙏Manjifà hatrany ny vita malagasy🙏

✔Azonao atao ny miantso ny laharana 034 76 744 50
✔Na mandefa hafatra miafina eto amin'ny Pejy
✔Na koa tonga dia manatona ireo mpivarotra ahitana ny Soa Nomena VINAIGRE DE CIDRE

22/09/2023

Salama e ! 👏
Hanaraka "astuce" Maro indray isika ka aza miala lavitra ny Pejy ary 🤠
Misy maro² ireo fampiasana ny Soa Nomena Vinaigre De CIDRE koa inona amin'ireo ary no mahaliana anao ???
📩 alefaso ny Mp
na antsoy ny
☎️ 034 76 744 50

10/08/2023

Ankoatry ny Soa Nomena Vinaigre De CIDRE dia Manampy be dia be amin'ny FITADIDIANA❤(memoire) ny oignons 🌰🌰🌰

Be dia be ny voka-tsoa azo avy amin'ny tongolo❤😊(Ny fahafataran-tsika dia atao amin'ny sakafo, ho etina analavana volo sns...)

Tsy izay iany anefa fa ny tongolo ko dia anisany mitany fitadidina be be kokoa😊,mety tsara ho an'ny zaza anala fanadinana na ny olona efa nahazo taona 😍sns...(Mety amin'ny olon-drehetra )

FOMBA FAMPIASAINA ANAZY❤
*Voasana ny tongolo(tsy teteana) sasana madio tsara, dia aloana ao anaty vinaigitra(vinaigre)15 mn eo ho eo dia efa mety❤😊 rah toaka tsy manana fotoana andonana azy enao dia afaka ho anina amizao😍💋

NB: Mariana fa ny toro-hevitra omena sy zaraina aminao eto dia efa vita sy natao andrana avokoa❤😊

09/08/2023

Zaraiko aminao... Lesona kely mahafinaritra!

Ny Filoha Sinoa Xi Jinping no nitantara ny fomba nanomezan'ny rainy azy lesona telo hanampy azy amin'ny fiainana ka toy izao ilay tantara :
Indray andro, nikarakara lasopy ny Raiko ary nizara izany t@ bol 2 ho anay sy izy. Ny iray nisy atody teo amboniny fa ny iray kosa tsy nisy dia hoy ny Raiko tamiko : « Safidio izay ho anao. » Tamin'izany fotoana izany moa tsy dia nisy ny atody ka fety na taom-baovao ihany vao mba afaka mihinana. Mazava ho azy, nisafidy ilay nisy atody aho. Faly ery aho ary nihevitra fa tena nahavoa t@ sadifiko. Kanjo, gaga aho, fa rehefa nihinana ny anjarany ny Raiko dia hitako fa atody 2 no tao ambany paty tao. Ny ahy anefa iray monja. Nanenina kely aho ary nalahelo indray t@ fanapaha-kevitro maika loatra. Dia hoy ny Raiko nahita ahy kivikivy : « Anaka, tadidio fa ny zavatra hitan'ny masonao dia tsy marina foana. Very ianao @ farany raha manatena haka tombony mihoatra @ hafa »
Ny ampitson'io, nanamboatra lasopy indray izy ka nony vita dia nozarainy indray ka ny iray nisy atody ny iray tsy nisy, dia napetrany teo ambonin'ny latabatra indray dia hoy izy: Iza indray no safidianao? " Tsaroako tampoka ilay omaly ka nisafidy ilay lasopy tsy misy atody teo ambony aho, nanantena fa ao ambany ao ny atody; kanjo indrisy tsy nisy tao na iray aza. Nitsiky kely ny raiko nijery ahy sy niteny hoe: « Anaka, tsy voatery hiantehitra tamin'ny traik'efa efa niainanao ianao, satria mety hamitaka anao ny fiainana indraindray ». Na izany aza anefa, aza malahelo na tezitra fa raiso ho toy ny lesona izany. Tsy misy fampianarana an’izany any an-tsekoly.
Ny andro fahatelo, Nikarakara lasopy indray izy, ny iray miaraka amin'ny atody ary ny iray tsy nisy indray. Nataony teo ambony latabatra ary nilaza tamiko indray izy hoe: "Anaka, misafidy ianao. Iza no tianao? » Nijery kely azy aho dia niteny oe : « Aleo ianao no mifidy aloha » Tsy nandà izy fa nisafidy ka ilay nisy atody no nalainy ka gina kely ihany aho... Nony samy nihinana anefa izahay dia akory ny hagagako fa nisy atody 2 tao @ lasopiko raha ilay iray hita teo monja ny tao amin’ny an’ny Raiko. Nitsiky tamiko ny izy, feno fitiavana ny masony, ary hoy izy: « Anaka, tadidio! Raha mikatsaka ny soa ho an'ny hafa ianao dia hisy zavatra tsara ho tonga ho azy aminao koa »
Samia mandinika ary.
Dia zarao koa ho hitan'ny namana

08/08/2023

🍅Ho an'ny misy kibo 🍅

Zavatra 3 no mahatonga antsika somary misy kibo :

1- Tsy fanaovana sport 💪

2- Stress lavareny 😨

3- Sakafo tsy milamina 🍔⛔🍰

👉 Ny Sport moa dia natao handaniana calories. Raha misakafo be ianao kanefa tsy mihetsika dia ho en Surplus calorique foana. Mahabe kibo sy tavy en general izany.

👉 Ny stress lavareny dia mibaiko ny vatana hitahiry tavy, indrindra eo amin'ny kibo. Tsy milamina ny Tanàna hoy izy ka mila manangona " Reserves " isika sao de...

Sady ianao ve tsy mahatsapa fa raha vao stressé(e) de te hihinakinam-poana izany ? 😉

👉 Ny Sakafo no tena facteur lehibe indrindra. Tsy tokony hihinana sakafo "vide" de nutriments loatra isika fa ireo tena "Naturels" no atao priorité:

Ny Rano 💧

Zavamaniry 🥬

Biby 🐓

Aona ny kibonao ao?

Sao mba efa tokony esorina amzay ? ☺️

Afaka manampy anao amin'izany ny
Soa Nomena Vinaigre De CIDRE

Source : Bye Bye Kibo

07/08/2023

NY PHARMACIE DE GARDE
Fianarantsoa
☎ 020 75 516 75 Antarandolo.
☎ 020 75 501 91 Nasandratra.

05/08/2023

VAKIO KA ZARAO 🙏
FADIN'NY VEHIVAVY BEVOHOKA SY NY ANTONY

Ny Ntaolo Malagasy dia tsy mba sarompiterahana na sampona ny zaza satria nitandrina izay tsy fanao, ireto misy zavatra tandremana kely :
➡️Tsy fanao ny mandika famaky sy fanoto fa mahabila zaza, satria zavatra kapaina famaky dia bila, zavatra totoina amin'ny fanoto toro sy bila.
➡️Tsy fanao mandrovitra ravintsaonjo fa mahasima zaza, ny molotra sy ny raviny raha lalampanahafana toa mitovy, ka mifindra amin'ny zaza io.
➡️Tsy fanao ny mitondra vorivorikofehy fa mampisadikitra tadipoitra, satria ny kofehy sy tadipoitra raha lalampanahafana dia mitovy fa samy kofehy, ka izay atao aty ivelany mifandray aminy ao ankibo.
➡️Tsy mijery zavatra mampatahotra fa maharatsy tarehy zaza, sy mahasarotahotra ny zaza,satria iny fihetsehampo anao reniny mitondra azy iny mifindra amin'ny zaza ankibo, hoy ny Razana hoe "saropo manana anaka ka tsy misy rainy ny zaza".(manahaka an'ilay zavatra tsy tinao ny zaza)
➡️Misikina lamba rehefa mipetraka fa ndrao azon'olona amin'ny lafika,amin'ny alalan'ny vody mitombona, felatanana, faladia dia mora hanaovana ratsy ka tandremana. .......
REHEFA HITERAKA:
➡️Aza asina olona ny varavarana na tokonana fa mahasaropiterahana, ny tokonana lalana hivoahana sy hidirana ka mitovy ny manakana ny zaza tsy hivoaka.
➡️ Tsy mitanin'afo fa mampiraikitra ny ahitra, izay andalovany afo ny mitsonika, mikainkona.

💢Tadidio fa izay ataonao aty ivelany dia raiketin'io zaza ankibo io daholo, raha mamaky boky be ny reniny, mamaky boky be koa io, izay ataonao no lasa toetran'io ka mba zavatra tsara no atao mba ho lasa toetra tsarany zaza.

Velom'aina soava tsarà daholo,manaova mora hoan'izay bevoka, ny latsaka antany tongava taiza. ❤️

Source : Actus Mada

Photos from Produit Soa Omena's post 16/03/2023

Mirahaba tompoko, Averinay hatrany ny fanazavana: tsy miova, tsy misy miala ny akora sy ny hatsaran'ny vinaigre de Cidre SoaNomena na "filtrer", na "tsy filtrer". Hitantsika amin'ny Sary Voalohany sy Faharoa izao fa tateram-pahazavana (transparent)ilay tavoahangy, io ilay filtrer. Ny Sary fahatelo kosa, dia io ilay non filtrer. Koa iangaviana tompoko isika izay hanjifa mba hanazava tsara ny "tena ilainao" rehefa mi commande. Marihina etoana ihany koa fa "produit para-pharmaceutique" ny vokatra, "GUERISON PAR L'ALIMENTATION" Mankasitraka sy Mirary fahasalamana feno hoanao Hatrany izahay ato @ Soa Nomena Vinaigre De CIDRE🙏🙏

Photos from Produit Soa Omena's post 01/03/2023

10 bonnes raisons de manger des pommes

1. La pomme régule les problèmes de transit
La pomme est un fruit riche en fibres, qui facilitent le transit intestinal et réduisent le risque de constipation. Pour cela, il faut la manger crue avec la peau. En cas de diarrhées, en revanche, pelez votre pomme. Elle aura alors un effet radical. La pectine qu’elle contient est une fibre soluble qui peut en effet retenir jusqu’à 20 fois son volume d’eau.

2. La pomme réduit les risques de cancer
La pomme est également un allié contre le cancer. Elle contient en effet d’importants niveaux de catéchines et de quercétine, des antioxydants qui agissent contre la prolifération de cellules cancéreuses. Ces antioxydants se trouvent principalement dans la peau, alors pensez à acheter des pommes bio ou lavez-les bien avant de les consommer.

3. La pomme combat le mauvais cholestérol
Les pommes sont capables de réduire significativement les taux de mauvais cholestérol et d’augmenter légèrement les taux de bon cholestérol. C’est grâce à la pectine que les pommes empêchent les graisses de s’agglutiner dans les artères. Presser la pomme en jus permettrait de lutter encore plus efficacement contre le mauvais cholestérol.

4. La pomme est un allié minceur
La pomme serait par ailleurs recommandée pour toutes les personnes qui cherchent à perdre du poids. Elle est en effet un excellent coupe-faim. Manger deux pommes par jour permettrait par conséquent de perdre du poids. Le sentiment de satiété qu’elle procure réduit les grignotages ainsi que notre apétit pendant les repas.

5. La pomme réduit les risques de diabète
Manger des pommes serait également utile pour réduire les risques de diabète. Les fibres, à l’instar de la pectine, freinent la pénétration des sucres dans le sang et stabilisent ainsi les taux de glycémie. Selon les résultats d’une étude américaine, manger une pomme par jour permettait de réduire de 28 % le risque de développer un diabète de type 2.

6. La pomme est bonne pour les os

Photos from Groupe social - Hospice de Madagascar's post 13/01/2023

Azontsika iadivana tsara @ CORONA VIRUS NY VINAIGRE DE CIDRE SOANOMENA.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:00
Sunday 09:00 - 18:00