Radio Fandresena 97.4
Radio Évangélique Haute Matsiatra
15/07/2026
VAVAKA Sy TSO-DRANO
3eme ÉDITION :
Ho antsika rehetra eto Fianarantsoa sy ny Manodidina :
Tonga indray ny Fotoana Fitahiana ny rehetra !!
Efa Vita ezaka rehetra nandritra tao-pianara :
Fotoana Handrasaina TENY zao afahana MANDROSO makany @ Tanjona
GOD has a Good Plan for You
Vendredi 17 Juillet 2026
Anjoma Ambany Alliance :
⏰ : 14H30
2 Tantara 30:27 Dia nitsangana ny Levita sy ny mpisorona ka nitso-drano ny olona; ary nohenoin'Andriamanitra ny feony, ka niakatra ho any an-danitra, fonenany masina, ny fivavany.
30/06/2026
FM 97.4 : ilay Onja-peo Ahenoinao Ireo Toriteniny Maro !!
Ampio izahay hiarahaba sy hirary soa ny Ray ara-panahy Bishop Docteur Eddie Patrick Andrianarivo
Arahabaina tompoko amin'izao andro miavaka izao!
Miara-paly aminao izahay ekipa rehetra eto amin'ny Radio Fandresena 97.4 fm ary mirary soa indrindra anao foana ary feno fitiavana sy mientanentana hatrany fonay amin'izay teboka sy sehatra mbola hitondran'ny Tompo anao. 🥳🥳🥳🥳🥳
Ny toriteniny no fandre matetika isan'andro eto amin'ny Onjam-peo ary mitondra aim-panahy, manova fiainana, manangana ho amin'ny Voninahitra ny fihantraikan'izany. 🔥🔥🔥🔥🔥
Inona no anaran'ilay Fandaharana fantratrao misy ny toriteniny? ✍️
Sorato eto ny fiarahabana sy firarian-tsoanao ho azy ✍️
Mitomboa @ fahasoavana hatrany tompoko.
fans
05/06/2026
Animation mahafinaritra isika afaka fotoana fohy miaraka @ mpanentana Fanja Hasimbola @ 2 Ora ny fotoana... Loha hevitra tena mahakasika antsika rehetra... Dia misy Tantara ihany koa @ tapany faharoa... Araho ny Onjam-peontsika Radio Fandresena 97.4 fm ary e!!!
#97.4
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Fianaratsoa
Fianarantsoa
301
Opening Hours
| Monday | 04:30 - 22:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
| Sunday | 09:00 - 17:00 |
