Noni eto Madagascar

Noni eto Madagascar

Share

Manampy ny fahasalamana eto Madagasikara

Photos from Noni eto Madagascar's post 21/09/2023

Salama daholo tompoko ô !

Mbola misy fona ny Noni eto Madagascar anh! 😊

Hoan'ny fahasalaman'ny volonao, tarehinao, vatanao, ampiasao ny noni anay fa tena vokatra natoraly mety @ fahasalamana 100% efa maro ireo olona sitrana t@ ity akora natoraly ity. Tena madio sy voafantina tsara avokoa ny voankazo ahodina ho confiture Noni ato aminay!

Afaka alaina mivantana eto :

-Ankazotokana route Ambanidia en face du chemin vers Andohalo
_Afaka manao livraison ihany koa izahay na eto Antananarivo na any amin'ny faritra !


Noni eto Madagascar

Contact : 0346345238 / 0388657852

Mankasitraka anareo hatrany Tompoko ô!!!

Photos from Noni eto Madagascar's post 22/08/2022

FANTATRAO VE FA NY NONI DIA ANISAN'IREO VOANKAZO TENA TSARA INDRINDRA AMIN'NY FAHASALAMANA???

Ny noni dia manakarena:Vitamin content of noni: vitamin C, vitamin B3, vitamin B5, Vitamin B6, Vitamin B12, Vitamin C, Vitamin B2, anti bacterial, potassium, Magnesium, IRON, Phosphorus, Beta-carotene, Mineral, Calcium, Phytonutrient.

Noho izany ny noni dia manasitrana aretina maro samy hafa toin'ny:
Diabetes
Gout
Mampidina ny tahan'ny cholesterol
Areti-po
Areti-koditra
Manala aretik-ozatra
Manasitrana Ratra
Manasitrana very
Misoroka ny aretin homamiadana
Manasitrana ny voa
Manasitrana vavony
Manasitrana aretinify

Lieu de récupération : Ankazotokana Ambanidia

Contact : 0346345238

Photos from Noni eto Madagascar's post 19/08/2021

NONI PURE! (100% Vita Malagasy)
Izahay dia manana Noni pure(100% vita Malagasy) voaodina ara-pahasalamana tsara!

Ny noni dia manakarena :vitamin C, B3, B5,B6,B12,B2, anti bacterial, Manakarena Potassium, Magnesium, Iron, phosphorus, Beta-carotene, Mineral, Calcium, phytonutrient.

Ka noho izany singa hoentiny izany ny NONI PURE(100% Naturel) dia manasitrana aretina maro samy hafa toin'ny: Diabete , Goutte, areti-po, Vavony, aretik'oditra, fery anaty sy ivelany, manala aretik'ozatra, ratra, Misoroka aretina homamiadana, Aretinify, Mampidina ny tahan'ny cholesterol sy ny maro hafa tsy voatanisa noho izy manakarena singa!

Ary ihany koa: Manala tavy, manamandina tarehy sy volo!

Koa aza misalasala ary mandefa hafatra miafina aminay (mp) na ihany koa afaka miantso mivantana aminy numero eo ambany.

Izahay ato amin'ny NONI PURE(100% Vita Malagasy) dia efa misy vita voaodina ara-pahasalamana tsara!

Pejy: Noni eto Madagascar
Contact: 0346345238

Mirary fahasalamana feno hoanao tompoko!

Livraison Tana Province !

Photos from Noni eto Madagascar's post 18/08/2021

Izahay dia manana vokatra izay azo avy amin'ny noni pure ary Natoraly.
Manasitrana aretina maro toin'ny diabete, goute, mampidina ny tahan'ny cholesterol, mandrindra ny tosi'drà, fitsaboana nify, vavony , misoroka aretin homamiadana, manasitrana fery, sy maro hafa ihany koa!

Koa izay liana dia midira hafatra miafina(mp) na afaka miantso mivantana amin'ny laharana 0346345238.

Livraison Tana province!

Photos from Noni eto Madagascar's post 10/08/2021

Ny NONI dia:
Manasitrana aretina maro samy hafa toin'ny ; Diabete , voa, gout, mampidina ny tahan'ny cholesterol, areti-po, aretina andoha, manala stress, manala areti-koditra, misoroka aretin homamiadana, manasitrana vavony, nify, voa!
Tena tsara hoan'ny fahasalaman-tsika! Koa aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na tonga dia miantso amin'ny numero 0346345238. Manao ny commande fa izahay dia afaka mandefa amin'ny faritra!
Manao livraison à domicile eto Antananarivo

Photos from Noni eto Madagascar's post 10/08/2021

FANTATRAO VE FA NY NONI DIA ANISANY VOANKAZO TSARA INDRINDRA AMINY FAHASALAMANA???

Ny NONI dia manakarena: vitamin content of noni: - Vitamin C , vitamin B3 , vitamin B5 , vitamin B6 , vitamin B12 ,Vitamin B2 , anti-bacterial , potassium , magnesium , IRON , phosphorus , Beta-carotene , mineral , calcium, phytonutrient.

Noho izany ny NONI dia manasitrana aretina maro samy hafa toin'ny: Diabete , Gout , mampidina ny tahan'ny cholesterol , Areti-po , Areti-koditra, manala aretik'ozatra , manasitrana ratra, Manasitrana fery, Misoroka ny aretina homamiadana , manasitrana ny voa , manasitrana vavony , manasitrana aretinify sns...

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ihosy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ihosy

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00