Nutrigo
Ventes en Gros et Détails
Fruits Secs et Noix ...
Votre Partenaire Santé
14/05/2026
Ny fahafaham-po anareo mpanjifa no tena tombony azon'ny mpivarotra 👌 Mampitsiky 😊 Mampandroso 🏃🥰
Tianareo loatra ny Farine complète sy Farine d'orge ❤️ Mora ampiasaina tokoa anie Ilay izy eh , maaatsiro Sady mahavoky nefa mahasalama koa 😍
Dia afaka manafatra ato @ Nutrigo ianareo izay Mbola tsy nanandrana 👌 Tsy hanenenana 😋
13/05/2026
Combo mety tsara 👌 tondrahana ronono mamay, avela hilona Kely himbotsina ny Graine de Chia , ho masaka ny Flocon d'Avoine 😋 ampina akondro Kely hanamamy azy Dia vitaaa ny sakafo maraina tsotra.
6000 Ar / 100 g
9500 Ar / 500g
13/05/2026
Tsy hiadin-kevitra kosa aloha fa raha nisy 200 isa ianareo nanandrana ny Amandes Salées Grillées ny Nutrigo ny 5 t@ Zay ihany no tsy tapa-kevitra , ny ankoatranzay... Tonga Dia nividy avy hatrany..... Maaatsiro, mampite hihinana foana , tena tsampako Ilay tsampanareo eo am-pihinana azy : Mikaresodresom-pahasambarana ❤️
💫 Amandes grillées salé : 9000 Ar / 100 G
12/05/2026
Graine de courge – Tsara loatra ho an’ny fahasalamana! 💚
Mitady snack mahasalama sy mahavelona? Ity no vahaolana!
✨ Manankarena protéine sy fibres
✨ Manampy amin’ny fahasalaman’ny fo ❤️
✨ Bé magnésium sy zinc
✨ Manamafy ny hery fiarovana
🥗 Afaka hanina mivantana na ampiana amin’ny salade sy yaourt , afaro ato @ Nutrigo , vidiny : 9000 Ar / 100g
12/05/2026
Pépites-na cranberries 🍒 azo atao petit plaisir anaty yaourt nature.... Houlala 🥰 fahasambarana Kely any anaty lela any rey olona oh 👌 11.000 Ar ny 100G , azo zaraina 10 vao lanyiii
Nutrigo Votre partenaire Santé ❤️
💫 ANALAKELY EN FACE CISCO BÂTIMENT BAO LAI REZ DE CHAUSSÉ BOX R29 LUNDI-VENDREDI 9H-16H
📞 034 70 417 22
10/05/2026
🙏 Mankasitraka indrindra anareo rehetra nanjifa sy nandalo tao amin’ny Nutrigo nandritra ny FIM CCI Ivato 💚
Tena Faly niaraka taminareo izahay 🥰🥰🥰🥰🥰🥰
📍 Mampandre ihany koa fa hisokatra indray ny boutique ANALAKELY en face CISCO Bâtiment BAO LAI Rez de Chaussée BOX R29 ary hiverina ny livraison manomboka ny Talata 12 Mey.
Misaotra indrindra tamin’ny fitokisana , manantena hiaona aminareo indray ❤️
10/05/2026
👌ANDRO FARANY @ FIM 🏃
Tsiro 😋 • Fahasalamana 🌿 • Énergie 💪
Tongava mividy sy manandrana ireo fruits secs & graines premium an’i Nutrigo 🥜🍓
Anio no fotoana farany ahazoanao offres sy découverte spéciale ! 🔥
📍Foire Internationale de Madagascar Stand 333 / CCI IVATO
⏰ Aza tara fa anio ihany sisa 😉
09/05/2026
Mbola tsy tara raha rahampitso vao hoavy ao @ Stand 333 FIM CCI IVATO 📞 034 70 417 22
Foire Internationale De Madagascar
08/05/2026
Cerneaux de Noix BIO 👌
FIM CCI IVATO Stand 333
📞 034 70 417 22
08/05/2026
Andro faharoa 🥰 Miandry anareo zahay ❤️ Stand 333 , FIM CCI IVATO 📞 034 70 417 22
🌿 Nutrigo Mandray anjara @ FIM 🌿
Tongava mitsidika anay ao amin’ny FIM – CCI IVATO 🤩
📅 Jeudi 7 • Vendredi 8 • Dimanche 10 Mai
📍 Stand n° 333
🥜 Fruits secs 100% naturel
✨ Snack sain & énergétique
💚 Mahasoa ho an’ny fahasalamana
🍒 Miandry anao izahay eh 🥰 Any Mihaona oh
📞 Contact : 034 70 417 22
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Centre
Ivato
101
