Makeup by Nancy

Makeup by Nancy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Makeup by Nancy, Beauty, cosmetic & personal care, Lot-Dp 20, Maevatanana.

25/03/2022

Mirary zoma finaritra ary ooh❀️😘

Photos from Makeup by Nancy's post 16/03/2022

Euphoria makeup
Je me suis inspiré de la série 😍
Iza no hanandrana ary e??πŸ˜‰

16/03/2022

Lips choice ??😊

Photos from Leoo Valera's post 14/02/2022

😊

11/02/2022

Bonsoir daoly e😏 efa akaiky ny fety ny mpifankatia an...aza misalasala manao rendez vous fa efa fihenam-bidy be no atolotra ho anareo 😍😘 manantona mp avy hatrany raha mila fanazavana tsara❀️ soava ny alina avy ary oooh🧑

21/01/2022

Salama daholo e☺️
Oooh ho diva hifarana sahady ity ny herin'androπŸ‘€πŸƒ
Samia Ary mijery oe toan'ny ahoana ny hoditra tsika e,aiza ho aiza amin'ireo ny anareo?πŸ€—
Mirary Zoma finaritra Ary ohhh β€οΈπŸŽ‰πŸ˜˜

17/01/2022

Alatsinainy ny andro ry namana πŸ‘πŸ‘πŸ‘
Mba hitondra soa Sy fanambinana anie ity herinandro vao ity 😁😁
Mazotoa daholo Ary Γ΄

16/01/2022

Blague kely hamaranana ny herinandro anaty tsikitsiky Ary eh 😁😁
Intony ilay hoe "aleo mividy produits Dia atao ato antrano ihany eh"
Tsy sanatria entina hanaratsiana olona fa mba Tiana hampiseho antsika hoe tsy aleo ihany vΓ© manantona olona za-draharaha hikarakara ny hamanjantsika ?
Izay fa Dia soava ny Alina jiaby eh πŸ˜΄πŸ’€

Photos from Makeup by Nancy's post 16/01/2022

SALAMA Γ” !!
Alahady milamindamina mahafinaritra 😌😌
Hoan'ny molotra indray ny anio, ilay brillant sa ilay mate no tianareo ?
Ambarambarao ao amin'ny commentaires ao Ary hoe :)
Mirary tontolo andro feno tsiky 😁😁

Photos from Makeup by Nancy's post 15/01/2022

Mbola ity ihany Zaho eh!
Tohizantsika Ary ilay resaka maso tamin'ny maraina 😁😁
Inona ny karazana "maquillage des yeux" tianareo ? Ilay marevadrevaka ve sa ilay somary naturel ?
Lazalazao ao amin'ny commentaires Ary hoe . ❀️❀️❀️

Photos from Makeup by Nancy's post 15/01/2022

Salama ehh! 😁
Ny maso hono no varavarakelin'ny fanahy ? Karakaraintsika Ary eh. πŸ‘οΈπŸ‘ƒπŸ‘οΈ
Gel Sy crayons Ary soap hoan'ny sourcils,
mascara hoan'ny cils, Tsy adino ny eyeliner manome ilay mason-tsaka tiantsika bΓ© iny.
Tongava amin'izay ao amin'ny Mp Ary eh.

14/01/2022

Salama ô ! 😁😁
Antoky ny fivoahan'ny hatsaran'ny makeup ny fikarakarana ny endriky ny hodi-tava, Na hoe ny "teint"
Andao Ary hanao manjamanja ehhh!!! Tongava @ MP
Crème, base, fond de teint, concealer Sy ny sisa . Miezaka foana mivoatra amin'ny asa atao, hanomezana fahafaham-po hoan'ny mpanjifa ❀️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Maevatanana?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Lot-Dp 20
Maevatanana