Coiffure Kaliana Mahitsy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Coiffure Kaliana Mahitsy, Beauty, cosmetic & personal care, Mahitsy.
25/08/2026
πMankasitraka nisafidy anay ππ»ππ», dia mirary tokatrano sambatra ππ°
22/08/2026
πͺ·πͺ·πͺ· Mankasitraka hatrany o ππ»ππ»πͺ·πͺ·
19/08/2026
Coloration du jour πππ
13/08/2026
πΉπΉπΉ
Mankasitraka foana ππ»ππ
β₯οΈβ₯οΈ
08/08/2026
Anio @ 3 ora maraina β°dia efa ato mandray anareo ππ
Mankasitraka hatrany ππ»
03/08/2026
Mirary herinandro feno fahombiazana izahay ππ»πΉ
Efa manomana anilay promo be Zay fa aza manahy an β₯οΈβ₯οΈπ
31/07/2026
Izany aloh eo iany fa le volonao lisse be iny mety be atao otranizao an πΉπΉπΉπΉ
29/07/2026
Cc daholy π₯°
Tato ato Dia maro loatra ny publication manaratsy anay , anaty groupe zanaky mahitsy rn4 , tsy mahakivy anay anefa izany fa voamaika mampiezaka sy hanatsara ny asa ato aminay, π₯°
Misy raisinay ho fanatsarana ny asa izy ireny fa misy kosa commentaires destructive leizy.....
Ekena tsisy ny tonga lafatra, ....ary mbola mahafa_ po anareo hatrany ny asanay matoa mbola tonga marobe ianareo n'a misy aza ireny,
Misaotra anareo nampahery, nanohana hatrany ....πͺπ½ππ½
Hoanito compte anonyme Γ©to ambany ito , apotranay tsara ianao izay nanao anito commentaires ito, Γ©to isika mitsara ....miovΓ fa mbola tsy tara ππ
πio compte fake io ambadikio anonyme 105
22/07/2026
Anio πΈπΈπΈ
@ 4-30 β°maraina zahay dia efa niasa anio an
Mamy anie wa ianareo e , avy any Maevatanana tonga de mivantana ato aminay π
21/07/2026
Asitsika promotions ve atoato eπ₯°π₯°
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Coiffure Kaliana Mahitsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
Subscribe
We will notify you when anything happens in Mahitsy.