Établissement Toudinga

Établissement Toudinga

Share

Fahasalamana,fikarakarana tarehy sy vatana

Photos from Établissement Toudinga's post 20/05/2025

Spéciale Fête des Mêres.
👉Crème atao mba tsy ho mavomavo ririnina izao.

# -20% ny prix ireto crème ireto #
Établissement Toudinga
Vio Établissement Toudinga

Photos from Établissement Toudinga's post 19/05/2025

PROMOTION FETE DE MERE.
-20% be izao ny prix
👉Manala maintimanty jiaby.

Toudinga #
Établissement Toudinga #

Photos from Établissement Toudinga's post 08/01/2025

👉PROTEINE

Hoan'ireo olona maniry:
👉 te hahazo vatana na te haventy
👉 mampatanjaka.

*Mety be hoan'ireo zaza na olon-dehibe
*Mety be hoan'ireo olona avy narary hamerina vatana.
*Mety be hoan'ireo mpanao sport manenjika prise de mass sy anenjika volume musculaire ary performance.

👉TOUDINGA

Photos from Établissement Toudinga's post 08/01/2025

👉SAVON LAIT DE CHEVRE
👉Savon naturel 100%
- Manala mony
- Manadio sy manazava endrika
- Manala panda sy ride
- Manidy masokoditra
- Maro be ny vokatra azo avy aminy
- Mampalandina tsara ny oditra
- Tsy mifidy hoditra

👉TOUDINGA

Photos from Établissement Toudinga's post 03/01/2025

Établissement Toudinga Vio Établissement Toudinga

Photos from Établissement Toudinga's post 03/01/2025

Etablissement toudingaÉtablissement Toudinga

Photos from Établissement Toudinga's post 28/12/2024

👉Parfum 15 000Ar , aza tara fa efa kely sisa.
* Scandale
* La vie est belle
*Mamiko
* Allure homme
*Invictus
* Choco vanille...
VVio Établissement ToudingaHo avy ny fety ataova ny mety.

29/08/2024

Menaka Vonjy, manasitrana:
� Kohaka
� Sery
�Kibo misy rivotra
� Vavony
�Hidihidy
� Farasisa
� May
�Vay
� Lagaly
� Fery
� Mivonto
� Kaikitry ny biby ( parasy , moka sns )
�Tsindrona mivonto
� Mony
�Panda
�Havizanana
�Hozatra
�Lohalika marary
� Hodi-potsy

Afaka ampiasaina na amin'ny zazakely vao teraka aza, manampy be amin'ny fanalana rivotra, manasitrana izay masaka rehetra ( fitombenana, elika, ambany tenda, sns)Afaka ohanina Ny Menaka Vonjy , afaka ahosotra, afaka hanorana.

🇲🇬 𝐋𝐔𝐃𝐎 𝐌𝐀𝐒𝐓𝐄𝐑 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀 𝐍𝐎𝐑𝐃 🇲🇬

 TOHINY FIFANINANA TOURNOI LUDO 𝐉-𝟐 MANANARA NORD  NY RAMPITSO  ALAROBIA  FAHA 𝟐𝟖 𝐀𝐎𝐔𝐆𝐎𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟒
NY FOTOAN-TSIKA MANARAKA  AO @ TRANOM-POKONOLONA MANANARA NORD

𝐊𝐀 𝐓𝐎𝐘 𝐈𝐙𝐀𝐎 𝐍𝐘 𝐏𝐑𝐎𝐆𝐑𝐀𝐌𝐀𝐍𝐓𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐉𝐈𝐀𝐁𝐘.

-𝟏𝟕𝐇-𝟑𝟎  MIVOAHA NY VAVAHADY
-𝟏𝟖𝐇-𝟑𝟎 𝐌𝐍 FAHATONGAVANY MPILALAO
-𝟏𝟗𝐇-𝟎𝟎  NY LALALAO MANOBOKA

-ETO DIA MANAO ANTSO AVO ATSIKA JIABY FANS KILALAO ELECTRONIKA  TSY AKANAVAKA MBA HO TONGA HIJERY SY ANOME VONONIHATRA ITY KILALAO ITY FA SAMBASAMBA NISY TETO @TAMPON-TANANA MANANARA NORD IZANY LALALAO LEHIBE IZANY @ SARANY FANDRAISANA ANJARA 2 000 AR FOTSINY.

𝐍𝐁: 𝐀𝐌𝐏𝐀𝐇𝐀𝐍𝐘-𝐑𝐀𝐍𝐊𝐈-𝐓𝐒𝐀𝐑𝐘 𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐉-𝟐 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟏𝟎 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝟏𝟎𝐞𝐦 𝐀𝐍𝐍𝐈𝐕𝐄𝐑𝐒𝐀𝐈𝐑 𝐂𝐅𝐏 𝐄𝐒𝐀𝐂 𝐓𝐄𝐎 𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐀𝐍𝐘 𝐇𝐎𝐓𝐄𝐋 𝐃𝐄 𝐕𝐈𝐋𝐋𝐄 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀 𝐍𝐎𝐑𝐃.

#ludo_event_2024
#by_511gaming_et_cr_media
Honoré Mathias
Dixième Anniversaire CFP ESAC 27/08/2024

MITONGAVA MARO ANTSIKA JIABY OO !! 😍😍😍

ALEFA 511 Gaming Madagascar

🇲🇬 𝐋𝐔𝐃𝐎 𝐌𝐀𝐒𝐓𝐄𝐑 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀 𝐍𝐎𝐑𝐃 🇲🇬 TOHINY FIFANINANA TOURNOI LUDO 𝐉-𝟐 MANANARA NORD NY RAMPITSO ALAROBIA FAHA 𝟐𝟖 𝐀𝐎𝐔𝐆𝐎𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟒 NY FOTOAN-TSIKA MANARAKA AO @ TRANOM-POKONOLONA MANANARA NORD 𝐊𝐀 𝐓𝐎𝐘 𝐈𝐙𝐀𝐎 𝐍𝐘 𝐏𝐑𝐎𝐆𝐑𝐀𝐌𝐀𝐍𝐓𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐉𝐈𝐀𝐁𝐘. -𝟏𝟕𝐇-𝟑𝟎 MIVOAHA NY VAVAHADY -𝟏𝟖𝐇-𝟑𝟎 𝐌𝐍 FAHATONGAVANY MPILALAO -𝟏𝟗𝐇-𝟎𝟎 NY LALALAO MANOBOKA -ETO DIA MANAO ANTSO AVO ATSIKA JIABY FANS KILALAO ELECTRONIKA TSY AKANAVAKA MBA HO TONGA HIJERY SY ANOME VONONIHATRA ITY KILALAO ITY FA SAMBASAMBA NISY TETO @TAMPON-TANANA MANANARA NORD IZANY LALALAO LEHIBE IZANY @ SARANY FANDRAISANA ANJARA 2 000 AR FOTSINY. 𝐍𝐁: 𝐀𝐌𝐏𝐀𝐇𝐀𝐍𝐘-𝐑𝐀𝐍𝐊𝐈-𝐓𝐒𝐀𝐑𝐘 𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐉-𝟐 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟏𝟎 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝟏𝟎𝐞𝐦 𝐀𝐍𝐍𝐈𝐕𝐄𝐑𝐒𝐀𝐈𝐑 𝐂𝐅𝐏 𝐄𝐒𝐀𝐂 𝐓𝐄𝐎 𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐀𝐍𝐘 𝐇𝐎𝐓𝐄𝐋 𝐃𝐄 𝐕𝐈𝐋𝐋𝐄 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀 𝐍𝐎𝐑𝐃. #ludo_event_2024 #by_511gaming_et_cr_media Honoré Mathias Dixième Anniversaire CFP ESAC

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Mananara Avaratra?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


RNS5
Mananara Avaratra
511