Boy sley

Boy sley

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Boy sley, Health/Beauty, Mandritsara.

02/11/2025

Abonné vous 🤣

01/11/2025

Abonné vous 🥺

31/10/2025

Commedi+🤣

13/10/2025

Abonné vous 🥺

Wasley Kheinley

16/03/2024

♈️Bélier : 21 mars - 20 avril : Diniho amin’ny teboka maro ny zavatra iray vao miroso.

♉️Taureau : 21 avril - 21 mai: manaova izay mba mety hahafinaritra ny sainao anio.

♊️Gémeaux : 22 mai - 21 juin : Tsy tokony hanao fandaniana tsy ampiheverana ianareo.

♋️Cancer : 22 juin - 22 juillet : mahaiza misafidy ny namana fa misy tsy faly aminao ireny.

♌️Lion: 23 juillet - 22 août : Jereo akaiky ny fahasalamana fa aza atao tsinotsinona.

♍️Vierge: 23 août - 22 septembre: Hifandray tsara ny vatanao sy ny sainao anio.

♎️Balance: 23 septembre - 22 octobre: Ho tsara ny tontolo andro raha hainao ny mandanjalanja ny fihetsem-ponao.

♏️Scorpion : 23 octobre - 22 novembre: fadio ny mikizitina loatra , mahaiza maka tsirony ny fiainanao.

♐️Sagittaire : 23 novembre - 21 décembre: Tonio ny fo raha hitanao fa mitady hiakatra ny hatezerana.

♑️ Capricorne : 22 décembre - 20 janvier : Lanjalanjao tsara ny vava avoakanao anio.

♒️Verseau : 21 janvier - 19 février : Mety hisy fiovana goavana hiseho eo amin’ny fiainanao anio.

♓️Poissons : 20 février - 20 mars : Tsy tsara ho anao ny mamerina ny lasa , aleo hivalona izay efa vita tany aloha.

19/02/2024

Eto zah mitazagha anw oo eto2 🌤️🥹🥹

06/12/2023

Quelle est la première chose que tu vois dans ton esprit 👹

11/11/2023

Mady fangalaragha zeghy iii🤣
chat voleur😼🖤👌


El Bëąu Gøss
Wasley Kheinley

08/11/2023

😼🐉🤣🤣🤣

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Mandritsara?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Address


Mandritsara