Diso ve aho
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Diso ve aho, Antananarivo, Manjakandriana.
27/05/2025
I Neny😘
01/05/2025
Ny fiainako mirefy 100m🤣
Ny ny fantatrao 0,001mm🤣
Ny tiko atongavana de aza mitsairaina amin'izay kely fantatrao aho fa tsy andraikitrao zany fa efa misy tomponandraikitra manokana zany👊
Salama !
Misy zavatra mampantany tena ahy ity, misy olona maromaro miandry bus, misisika samy tsy te ho taraiky, nefa raha mba taomina ho any ampiangonana na hoe andao hivavaka, milaza fa tsy afaka,
Diso ve aho raha toa ka miteny hoe atao tahaka ny amonjenao ny nofonao ny hamonjenao ny fanahinao?
Raha mahalianana anao dia araho ny pejy fa hisy ny toiny ary misy tantara arahinao tsy isakin'ny sabotsy
Diso ve aho Send a message to learn more
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Website
Address
Antananarivo
Manjakandriana
