Gasy Miara-dia
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy Miara-dia, Health/Beauty, RN5, Maroantsetra.
17/10/2022
17/10/2022
05/10/2022
Cc mes amis (es)
Gasy kara zah
27/09/2022
# N Y R E N Y 💔 - V A K I O T S A R A #
Maty ny renin’ilay zazalahy latsaky ny valo taona, ka nanambady vehivavy hafa ny rainy, ary nanontany ilay zanany izy indray andro manao hoe : "Inona no maha samihafa ny reninao taloha sy ny reninao vaovao?".
Namaly tamim-pahatsoram-po ilay zazalahy kely manao hoe : "Nandainga tamiko ny tena reniko, fa ny reniko vaovao kosa dia tsy mba mandainga".
Gaga sy talanjona tamin’ny tenin’ny zanany ilay raim-pianakaviana ka nanontany azy hoe : "Fa ahoana ilazanao an'izany?".
Hoy ilay zazalahy kely : "Rehefa nilalao aho ka nahatezitra ny tena reniko, dia niteny tamiko izy hoe : "Raha mbola maditra ianao dia tsy homeko sakafo ! ... Saingy tsy niraharaha aho, satria fantatro tsara fa tsy maintsy hivoaka mirenireny hitady ahy eny amin’ny tanàna ny reniko ary hitondra ahy hody sy hanome sakafo ahy".
Fa ankehitriny rehefa milalao aho ka mahatezitra ny reniko vaovao dia miteny izy hoe : "Raha mbola maditra ianao dia tsy homeko sakafo ary tena tsy omeny tokoa aho ka izany no nahatonga ahy tsy nisakafo sy noana efa ho roa andro androany".
F E H I N Y : Nohon’ny fitiavan'ny reninao anao no mahatonga azy masika nefa tsy mahafoy anao na ovina na ovina ary tsy mbola misy olona mankatia anao mihoatra ny tena reninao.
Fa ho anao vehivavy nanambady amin’ny olona efa nanan-janaka, dia aza ampijalina ilay zaza fa tsy misy tsininy ary tsy safidiny ny nahafaty ny reininy ka meteza ianao ho toy ny reniny fa tsy sanatria ho renikely.
04/09/2022
Fianarana fona ny fiainana 😎 batterie 🥁riatako fona na midetone 😂😂
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
RN5
Maroantsetra
