Ange Beauty Anosimasina

Ange Beauty Anosimasina

Share

Onglerie et make up, chignon

16/03/2025

Bonjour ooo!
Elaela tsy henoheno teto @ page๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Ito ndray ร ry ny santionany amin'ny asa vitantsika ๐Ÿ˜
Pose extension gel sur demi capsule
Effet naturel ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Aza misalasala manatona anay fa vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo hatrany izahay.
Lieu: Anosimasina-Moramanga (akaikin'ny vavahadin'ny Fiangonana ECAR anosimasina)

Photos from Ange Beauty Anosimasina's post 01/01/2025

Izahay rehetra dia mirary taom-baovao finaritra ho antsika rehetra ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜๐Ÿ˜˜

Photos from Ange Beauty Anosimasina's post 15/12/2024

Coucou ๐Ÿ˜˜๐Ÿฅฐ
Ireto ndray ary ny santionany asa vita tam erin'andro pose capsule pleine avec deco nail art et 3D๐Ÿ’…๐Ÿ’…
Aza misalasala manantona anay ao Anosimasina akaikiny vavahadin'ny fiangonana Anosimasina
Izahay dia tsy mitsahatra ny manome fahafaham-po ho anareo ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜˜

Photos from Ange Beauty Anosimasina's post 12/12/2024

Cliente satisfaite ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜˜
Mise en beautรฉ rรฉalisรฉe par notre รฉquipe ๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜
๐ŸŒบFianรงaille ๐ŸŒบ
N'hรฉsitez pas ร  nous contacter ๐Ÿ’ž

06/06/2024

Extension gel ๐Ÿ’•โค
Tsy mitsahatra ny manome fahafaham-po ho anareo atrany ๐Ÿ’•๐Ÿ’ž

21/05/2024

Gainage ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜
Mahafatifaty be ๐Ÿ’…๐Ÿ’…

22/04/2024

Pose extension gel UV ๐Ÿค
Moramanga eo Anosimasina
no misy anay fa aza misalasala f vonona anome fahafaham-po ho anareo izahay ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜๐Ÿ’•

08/04/2024

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! Annissa Sacha, Anna Sylvia, Shoushoue Dhalia, Nancyah Andriantsoa

Photos from Ange Beauty Anosimasina's post 02/04/2024

Misaotra hatrany amin'ny fahatokisana ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜๐Ÿ˜˜

25/03/2024

Pose extension gel UV
N'hesitez pas ร  nous contacter https://www.facebook.com/annas.riziky.3
Lieu:Anosimasina-Moramanga

02/03/2024

Tsy ny capsule pleine fanaontsika iany no ataonay ao Anosimasina an
๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Ao ny pose americaine sy ny gel full chablon๐Ÿ˜๐Ÿ˜˜
Ito zao Pose extension gel UV
Jereo anie eh!ef niakatra be le izy ๐Ÿ˜ฎde niremplissena ndray f ts voatery hoe atao dรฉpose
L'avantage du gel et le pose americaine ๐Ÿ’…๐Ÿ’…

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Moramanga?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Moramanga