Manitra -Fitsaboana malagasy
Mitsabo ny aretina rehetra
04/12/2023
20/04/2023
ve ianao?
Sa olona tsotra te hanjifa machine détox?
Tadidio fa efa azo ampiasain'ny isa tokatrano izy ity koa aza tara fa vitsivitsy ihany izy ato
Mp avy hatrany izay matotra sy liana!! Ny fahasalamanao no tanjonay
Tél 033 57 608 71
03/03/2023
Zaro amin'ny fitsaboana natoraly ny vatanao dia ho hitanao ny vokatsoa ho azonao!!
Indro atolotra atsika indray ity paika iray ity raha toa ka voan'ny ianao na mahery
🎯Zavatra ilaina:
✍️
✍️
✍️
✍️
🎯Fampiasana azy
-Maka tongolo mena anaky 2 ka rapper-na(kikisana)
-Maka sakamalao iray rapper-na(kikisana)
=>Arotsaka anaty rano mafana 1L ireo KA ATAO RANO FISOTRONAO
-Tatavanina ka amamiana amin'ny tantely
-Rehefa isotro azy ianao vao asina citron tapany
Mirary soa sy fahasalamana ho anao ary ny ato amin'ny Manitra -Fitsaboana malagasy 😊😊
Azo zaraina na partager-o ho hitan'ny hafa🙏🙏
21/02/2023
Ny voankazo dia tena ilain'ny vatatsika olombelona ka ny ho resahitsika androany dia ny:
VOKATSOA HO ENTIN'NY ***de ( -danitra)
-Manala (menaka ratsy amin'ny vatana)
-Mampiakatra ny hery fiarovana
-Misoroka amin'ny
-Manatsara ny fitadidina ( )
-Miady amin'ny "arthrite" (fanaintaianana amin'ny vatana)
-Manatsara ny fikorinan'ny rà
-Misoroka sy miady amin'ny , sns....
-Manakarena maro( ,B1,B2,B3,B5,B6,B9, , Potassium,minéraux et aligo-éléments,calcium,magnésium sns....)
FOMBA FAMPIASANA AZY
2 na 3 isan'andro! azo atao jus na ho anina amin'izao
Raha sitrakao dia partagéo ho hitan'ny hafa!! Mirary soa ho antsika rehetra Tompoko
14/01/2023
Mirary taonjina sy fahasalamana ho anao izahay 😇🌹
04/10/2022
Salama daholo
Fitsaboana natoraly hatrany no aroso atsika.
Aranan'akoho Gasy 🐓🐔 manasitrana
✅FIBRUM
✅KYSTE
✅ATY
✅VAVONY
✅TSINAY
✅ HÉMORROÏDES
✅FANINTONA
Fikarakarana azy:
Alaina ilay zavatra mavomavo amin'ny aranan'akoho Gasy iny
Diovina Dia Hamainina avy eo totoina, ary rehefa maina Dia alona anaty rano mafana tapaky ny Vera mandritry ny 10mn.
Sotroina maraina vao mifoha mbola tsy nisakafo iny.
Atao izany mandritry ny herinandro.
Mirary fahasalamana Tompoko, ary zarao ho hitan'ny hafa.
Olona nahita soa tamin'ny fitsaboana tato aminay Ary nijoro vavolom-belona
Raha toa ka efa lany aiky taiza sy taiza ianao Dia vonona ny hitsabo anao izahay.
, AMBONY ...Ireo no nitsaboana azy tato aminay fa mitsabo ny aretina rehetra izahay.
Ny fahasalamanao no tanjonay.
05/08/2022
❤️❤️ARETIN'NY FO❤️❤️
Izy ity Dia aretina prèsque aretina tsy mifidy salataona kanefa Dia misoko miadana ary mahafaty raha tsy voatsabo.
ZAVATRA ATAO
👉 RANO 4 VERA ( raha misy rano ny fo)
Sotroina mandritry ny iray volana izy Io, 45mn alohan'ny isakafo maraina
👉 RANO SY AKONDRO
Izy ity Dia efa bé mpafantatra, ho anao ilay misy palpitations matetika , Dia Io no tsara indrindra
Maka rano iray Vera ary asina AKONDRO voatetika , atao anaty vata fapangatsiahana, raha tsisy Dia alona mandritry ny Alina iray manontolo
👉RANO SY TANTELY
Tsara raha manao an'ity avokoa na inona fitran'ilay aretim-po, eny na olona Salama aza satria Dia:
-Miaro amin'ny aretin'ny fo
-Manala ny poizina
-Manena ny tahan'ny siramamy amin'ny vatana
-Manala tavy
-Manala rivotra anaty vatana (ballonnements)
-Mampiakatra ny hery fiarovana (anticorps)
Sns....
N.B : - Marihina fa rano mangatsika no ampiasaina amin'ireo fitsaboana ireo.
- Tsara kokoa ianao manantona mpitsabo mba ahalalanao ny toe-pahasalamanao ary afaka mandray anao izahay. MIRARY ANAO HO SALAMA LALANDAVA 🙂🤗
Tél : 034 61 481 44 na 032 15 677 10
25/05/2022
Zarina isika hitsabo tena natoraly foana ka ny fanalana ilay atao hoe "migraine" no atoro anao! Maro ny karazana aretina an-doha fa ny no atoro anao(jereo ny sary)
FOMBA FISEHONY
-Marary andoha be ary Mila tsy ho zaka
-Tahakin'ny ipasaka izany ny loha
FOMBA ATAO
1) Maka ravina solila ( ) Dia asina iray tsongo ary evohana
NA
2) Maka sakamalao ( ) ka fisahana, Dia atao anaty rano iray kaopy avy napangotrahana ,alona izay vao sotroina
NA
3)Maka tongolo be ( ) sy ovy ( ) potipotehana ka apetraka eo amin'ny andrina mandritry ny 5mn
NA
4)Manao resaka ianao, potserina amin'ny Crayon na stylo Io point hitanao (photos 8) mandritry ny 5 mn ,atao mandritry ny 3 andro.
SAMY MANDAITRA DAHOLO IREO FA MIFIDY IRAY IANAO IZAY METY AMINAO! PARTAGER-O HO HITAN'NY TSY SALAMA REHETRA ANY.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ankazobe
Moramanga
