Coiffure Fitiavana
Ny fahamanjany vevavy
Avaradrova a coté sable bar
Sur rendez vous
Manao coiffure isankarazany, mede
18/03/2021
Extension cils 🤩🤩
Mandalova mitsidika Ary e
Bonjour
Toy izao ny extension cils ato amin'ny coiffure Fitiavana.
Cliente satisfaite 💝
07/03/2021
Faly miarahaba anareo izahay ato amin'ny coiffure Fitiavana.Amin'ity fête vehivavy 8mars hoavy izao (journée internationale de la femme) JUSQU'À Le 14mars. Misy PROMOTION ❗❗ ataonay ato amin'ny coiffure Fitiavana dia misy RÉDUCTION DAHOLY izay zavatra ataonao ato amin'ny coiffure Fitiavana en 2000ar
🎀Pose vernis PERMANENT avec Faux ongles 13000ar
🎀 Extension cils 18000ar
🎀 Make up+faux cils 18000ar
🎀 Brushing+Finition Steampod avec Bouclé selon le cheveux les filles 🥰
🎀 Épilation sourcils avec trassage 3000ar,etc...
Mandalova mitsidika ary ee
Tel:0322611732
26/02/2021
Coucou daholy 😊
Toy izao ny épilation sourcil avec trassage ato amin'ny coiffure FITIAVANA 🥰mandalova mitsidika e 😘
19/02/2021
Bonjour daholy ☺️
Toy izao ny faux ongles VERNIS PERMANENT ato amin'ny coiffure FITIAVANA mandalova mitsidika ato amin'ny fa raisinay ankafaliana misotra tompoko 😘😘😘
Faly miarahaba anareo izahay ato amin'ny coiffure Fitiavana 🙂.Misy zavatra atolotray amin'ny izao fête hoavy izao🎇🎀,misy PROMOTION 🎀 ataonay ato amin'ny coiffure Fitiavana, Zavatra rehetra ato amin'ny coiffures Fitiavana dia misy RÉDUCTION en 2000ar 🎀🎇🎇 ato aminay tompoko🙂. Mandalova mitsidika amin'ny coiffure Fitiavana 🎀🎀🎀
08/12/2020
Faly miarahaba anareo izahay ato amin'ny coiffure Fitiavana,Toy izao ny modèle tresse ato amin'ny coiffure Fitiavana satisfaite Cliente ato aminay 😘😘
Mandalova mitsidika amin'ny coiffure Fitiavana 💝😘😘
Faly miarahaba anareo izahay ato amin'ny coiffure Fitiavana.Manana zavatra tsara atolotray hoanareo amin'ny fête hoavy izao izahay ato amin'ny coiffure Fitiavana.Raha ohotra mahatratra "1000abonnée"ny page coiffure Fitiavana dia misy "LOKA" hataonay ato amin'ny coiffure Fitiavana.
Ny clients izay mandray anjara ato amin'ny coiffure Fitiavana ihany no afaka milalao ohatra hoe :pose faux ongles💅🏼, extension cils, tresse,Make up, mametaka tissage, extension cheveux, coiffure bien sûr izay ilainao 💇🏼...etc
Partage maximum Ilay page Dia afaka milalao isika rehetra 1000abonnée au 1er décembre 💝☺️😘
Raha ohatra tratra tsika 1000abonnée manomboka 1er décembre dia atomboka ny LaLao tompoko. Amin'ny 1er décembre fanomboana ny lalao,izay clients mandray anjara ato amin'ny coiffure Fitiavana ihany no afaka milalao amin'ny Ilay jeux tompoko 💝, Dia soratinao Amin'ny "bout de papier" ny Arananao sy numéro nao dia amenao ana ny coordonnée izay,atao anatiny boite.
Ny fiatomboana ny LaLao dia 1er décembre jusqu'au 22décembre kosa Ny "TIRAGE" NY LOKA azo amin'ny Dia "100000ar" izay anaran'olo folo voasarika voalohany (10personnes)Dia mahazo ny loka "100000ar"isan'olo.💝
Avant tout 1000abonnés 😉💝💝
17/11/2020
Bonjour
Toy izao ny extension cils ato amin'ny coiffure Fitiavana.
Cliente satisfaite 💝
Faly miarahaba anareo izahay ato amin'ny coiffure Fitiavana,mbola mitohy ihany n'y promotion 8000ar jusqu'à fin de novembre MBA mandalova mitsidika amin'ny coiffure Fitiavana,mirary fahasalamana ho anareo izahay et bonne fin de semaine a tous ❤️😘
14/11/2020
Bonjour daholy ☺️
Toy izao ny faux ongles(vernis permanent) sy Faux cils ato amin'ny coiffure Fitiavana.
Ny Cliente ato aminay Dia afa-po💝☺️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Morondava
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 08:00 - 18:00 |
| Wednesday | 08:00 - 18:00 |
| Thursday | 08:00 - 18:00 |
| Friday | 08:00 - 18:00 |
| Saturday | 08:00 - 18:00 |
