Sam Beauty

Sam Beauty

Share

Sam Beauty ,lèves toi et brille !!✨💄

Photos from Sam Beauty's post 18/03/2026

…Anjara ny VATOMANDRY amjai zao 🥰🥳
Mandritra ny Festival Dola Beach dia izahay ato Amin’n’y Sam Beauty dia hisokatra ao Vatomandry 😍
🌺Ataovy dieny zao Rendez-vous nao fa vonjevonjena ny toerana 😉🌺

Prestation nay mandritran’izany :
-MAQUILLAGE 💄
-Onglerie
-Hair style
-Tresses

Mitongava maro fa izahay vonona anome fahafahampo ho anareo jiaby 🥰😍

Mandefasa hafatra miafina na koa ity ny laharana afaka ifaneraserana aminay izay anao Rendez-vous : ☎️0348246148☎️

Mankasitraka antsika sahady 🙏🫶
Sam Beauty lève toi et brille ✨💖

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Tanambao 5
Toamasina
501